Ireo lalàna mamehy ny tsy mpino silamo amin'ny firenena islamika

1Lisitr'ireo hadith

Lisitr'ireo hadith 1

“Izay mamono ny mpanao fanekena dia tsy haheno ny hanitry ny Paradisa, ary ny hanitry ny paradisa dia heno hatrany amin’ny halavirana dia efa-polo taona.”