1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Hadith Nisy vehivavy iray hita faty tamin'ny ady masina sasany nataon'ny Mpaminany (S.A.W) ka nanameloka ny famonoana vehivavy sy ankizy ilay Irak'Allah (S.A.W)

عَنْ عَبْدِ اللَّهِ بنِ عُمَرَ رَضِيَ اللَّهُ عَنْهُما:
أَنَّ امْرَأَةً وُجِدَتْ فِي بَعْضِ مَغَازِي النَّبِيِّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ مَقْتُولَةً، فَأَنْكَرَ رَسُولُ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَتْلَ النِّسَاءِ وَالصِّبْيَانِ.

Tatitra azo avy amin'i Abdollah Ibn Omar (R.A) :
Nisy vehivavy iray hita faty tamin'ny ady masina sasany nataon'ny Mpaminany (S.A.W) ka nanameloka ny famonoana vehivavy sy ankizy ilay Irak'Allah (S.A.W).

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Al-Bokhari - 3014

Ny fanazavana

Nahita vehivavy iray maty tamin'iray amin'ireo ady masina ny Mpaminany (S.A.W), ka nanameloka ny famonoana vehivavy sy zazalahy kely mbola tsy ampy taona izy.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ireo vehivavy sy ny zazakely tsy miady, sy izay rehetra lalàna iray aminy, toy ny antitra sy ny mpitondra fivavahana dia tsy azo vonoina, raha ohatra ka tsy isan'ireo tompon-kevitra sy manampy amin'ny famonoana mpino silamo, fa raha tahak'izany kosa izy ireo dia vonoina.
  2. Fandrarana amin'ny famonoana ireo vehivavy sy ny ankizy; Satria ireo olona ireo dia tsy miady amin'ny mpino silamo, ary ny tanjon'ny ady masina (jihad) amin'ny làlan'I Allah dia ny handrava n'y tanjak'ireo mpiady fotsiny, mba ho tonga amin’ny olona rehetra ny antson’ny fahamarinana.
  3. Ny indra-fo ananan'ny Mpaminany (S.A.W) eny fa na dia ao anatin'ny ny ady aza.

Fanehona ny dikanteny

55 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan Azerianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية