1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Hadith “ Tsy miditra ny Paradisa izay manapaka ny fihavanana”

عن جُبَير بن مُطْعِم رضي الله عنه أنه سمع النبي صلى الله عليه وسلم يقول:
«لَا يَدْخُلُ الْجَنَّةَ قَاطِعُ رَحِمٍ».

Tatitra azo avy tamin'i Jobairy ibn Mot’im (R.A), izy nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe :
“ Tsy miditra ny Paradisa izay manapaka ny fihavanana”.

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Moslim - 2556

Ny fanazavana

Milaza tamintsika i Mpaminany (S.A.W) fa izay manapaka ny zon'ny havany, na manimba sy manararaotra azy ireo, dia mendrika azy ny tsy hiditra ao amin'ny Paradisa.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Fahotana lehibe tokoa ny fanapahana ny fifamatoram-pianakaviana.
  2. Ny rohim-pianakaviana dia araka ny fomba rehetra fantatra sy hamatarana azy, ary izay dia miseho amin'ny endrika maro samy hafa arakaraka ny toerana sy ny fotoana ary ny Olona.
  3. Ny fitazomana ny Rohim-pihavanana dia amin’ny alàlan’ny famangiana azy ireo, sy ny fiantrana azy ireo, ary ny fanaovana hatsaram-panahy amin’izy ireo, tafiditra amin'izany ny famangiana ny marary sy ny fandidiana azy ireo ny mba hanao ny soa, ary ny fandrarana azy ireo amin'ny fanaovana ny Ratsy, sy ny zavatra hafa ankoatran'izay voalaza.
  4. Arakaraky ny maha-akaiky ny fanapahana ny Rohim-pianakaviana no maha-mpanota mafy ny olona iray.

Fanehona ny dikanteny

67 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
FR Français Frantsay
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
JA 日本語 Zapone
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
FF Fulfulde Folianina
IT Italiano Italianina
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
BG Български البلغارية
AZ Azərbaycan Azerianina
EL Ελληνικά اليونانية
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
LN Lingala اللينجالا
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
RN Kirundi الكيروندي
YAO Yao الياو
KMR Kurmancî الكرمنجية