عن عبد الله بن عمر رضي الله عنهما قال:
سَمِعَ النَّبِيُّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ رَجُلًا يَعِظُ أَخَاهُ فِي الْحَيَاءِ، فَقَالَ: «الْحَيَاءُ مِنَ الْإِيمَانِ».

Tatitra azo avy tamin'i Abdoullahi Ibn Oumar (R.A) niteny :
Nandre lehilahy iray nananatra ny Rahalahiny momba ny fahamaotinana (Henatra) i Mpaminany (S.A.W), ka hoy Izy Taminy hoe : “ Ny Henatra na ny fahamaotinana dia anisan’ny Finoana ”.

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Moslim - 36

Ny fanazavana

Nandre lehilahy nanoro hevitra ny Rahalahiny i Mpaminany (S.A.W) mba hiala amin'ny fahamaotinana tafahoatra loatra ! kas dia Nohazavainy Taminy fa anisan’ny Finoana ny fahamaotinana, ary tsy mitondra afa-tsy ny soa ihany izany.
Ny fahamaotinana na ny henatra dia toe-tsaina mitarika ho amin’ny fanaovana ny Tsara sy ny fialana amin’ny Ratsy.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny misakana Anao tsy hanao ny Tsara dia tsy atao hoe saro-kenatra, fa kosa atao hoe sarimbavy, fahalemena, ary kanosa.
  2. Ny Henatra na ny fahamaotinana eo anatrehan’i Allah ilay avo Tsitoha dia azo avy amin’ny alalan’ny fanaovana sy fanatanterahana an'ireo didy sy ny fialana amin’ireo zavatra voarara.
  3. Ny Henatra na ny fahamaotinana eo amin’ny Olona dia ny fanajana azy ireo, ny fametrahana azy ireo amin’ny toerany ary ny fialana sy fiatahana amin’izay zavatra mahamenatra izay mazàna sy nahazatra.

Fanehona ny dikanteny

68 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
FR Français Frantsay
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
JA 日本語 Zapone
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
FF Fulfulde Folianina
IT Italiano Italianina
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
BG Български البلغارية
AZ Azərbaycan Azerianina
EL Ελληνικά اليونانية
AK Akan الأكانية
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
LN Lingala اللينجالا
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
RN Kirundi الكيروندي
YAO Yao الياو
KMR Kurmancî الكرمنجية