Tombotsoan'ny Swalat amin'ny andro Zoma

1Lisitr'ireo hadith

Lisitr'ireo hadith 1

“Izay nanao "Ouzo" ka nanao izany tsara, dia tonga namonjy vavaka Zoma ary nihaino sy nangina, dia ho voavela ny helony manoloana azy sy zoma ary telo andro fanampiny