1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Hadith “Izay nanao "Ouzo" ka nanao izany tsara, dia tonga namonjy vavaka Zoma ary nihaino sy nangina, dia ho voavela ny helony manoloana azy sy zoma ary telo andro fanampiny

عَنْ أَبِي هُرَيْرَةَ رضي الله عنه قَالَ: قَالَ رَسُولُ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ:
«مَنْ تَوَضَّأَ فَأَحْسَنَ الْوُضُوءَ ثُمَّ أَتَى الْجُمُعَةَ فَاسْتَمَعَ وَأَنْصَتَ غُفِرَ لَهُ مَا بَيْنَهُ وَبَيْنَ الْجُمُعَةِ وَزِيَادَةُ ثَلَاثَةِ أَيَّامٍ، وَمَنْ مَسَّ الْحَصَى فَقَدْ لَغَا».

Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe :
“Izay nanao "Ouzo" ka nanao izany tsara, dia tonga namonjy vavaka Zoma ary nihaino sy nangina, dia ho voavela ny helony manoloana azy sy zoma ary telo andro fanampiny , ary izay mikasika ny vatokely dia nanafoana izany”.

Mari-pototra Notantaraiin'i Moslim Sahìh Moslim - 857

Ny fanazavana

Milaza ny Mpaminany (S.A.W), fa izay midio sy manao izany tsara amin'ny fanatanterahana ny andriny sy ny Sonnah ary ny fombafomba tsara eo aminy, avy eo tonga amin'ny vavaka zoma ary mangina sy mihaino ny mpitoriteny ary mangina tsy miresaka; dia avelan'I Allah ny helony madinika mandritra ny folo andro, manomboka amin’ny vavaka zoma ka hatramin’ny zoma faharoa sy ny telo andro fanampiny; Satria ny asa soa dia ampitomboina avo folo heny. Avy eo nampitandrina ny Mpaminany (S.A.W) amin'ny tsy fiatrehan'ny fo ao amin'ny toriteny fananarana izay resahina, ary amin'ny tsy firaharahian'ny rantsam-batana amin'ny alàlan'ny fandraisana vatokely sy ny karazana lalao sy tsy fifantohana hafa, fa izay manao izany dia nanao tsirambina, ary izay manao tsirambina dia tsy mahazo anjara tanteraka amin’ny valisoa amin’ny soalat zoma.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Famporisina amin'ny fanaovana ozo sy ny famitana izany amin’ny fomba tsara, ary ny fifikirana amin'ny vavaka zoma.
  2. Ny maha zava-dehibe ny vavaka zoma.
  3. Takina ny fihainona tanteraka ny toriten'ny zoma, ary tsy tokony ho variana amin'ny resaka na zavatra hafa.
  4. Raha misy manao tsirambina mandritry ny toriteny dia manankery ny vavaka zoma nataony ary manafoana ny vavaka tsy maintsy atao, miaraka amin'ny fihenan'ny valisoa.

Fanehona ny dikanteny

53 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan Azerianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية