1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Hadith Ny Mpaminany (S.A.W) dia efa niezaka mafy tao anatin'ny folo alina farany (amin'ny Ramadany) mihoatra ny fiezahany tamin'ny fotoana hafa

عَنْ عَائِشَةَ أُمِّ المؤْمِنينَ رَضِيَ اللهُ عَنْهَا:
كَانَ رَسُولُ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ يَجْتَهِدُ فِي الْعَشْرِ الْأَوَاخِرِ مَا لَا يَجْتَهِدُ فِي غَيْرِهِ.

Tatitra azo avy tamin'i Aicha renin'ny mpino silamo (R.A) niteny manao hoe :
Ny Mpaminany (S.A.W) dia efa niezaka mafy tao anatin'ny folo alina farany (amin'ny Ramadany) mihoatra ny fiezahany tamin'ny fotoana hafa.

Mari-pototra Notantaraiin'i Moslim Sahìh Moslim - 1175

Ny fanazavana

Rehefa tonga ny folo andro farany amin'ny volana Ramadany, ny Mpaminany (S.A.W) dia niezaka nanompo sy nankatò, ary nanitatra mihoatra noho ny hatramin'izay ny karazana asa soa, ny karazana asa tsara sy ny fanompoam-pivavahana mihoatra lavitra ny nataony amin'ny fotoana hafa. Izany dia noho ny halehiben'ireo alina ireo sy ny fikatsahana ny Laylat al-Qadri.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Famporisihana ny olona hanao ny fahamarinana sy ny asa fankatoavana bebe kokoa mandritra ny volana Ramadany amin'ny ankapobeny ary indrindra ny folo andro farany amin'ny Ramadany.
  2. Ny folo andro farany amin'ny Ramadany dia manomboka amin'ny alina fah raika amby roapolo ka hatramin'ny faran'ny volana.
  3. Tsaratsara ny manararaotra ny fotoana tsara amin'ny asa fankatoavana.

Fanehona ny dikanteny

50 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية