1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Hadith Izay mangataka amin'I Allah ho maty maritiora amin'ny fahamarinana, dia homen'I Allah azy ny toeran'ny maritiora, na dia maty eo am-pandriany aza izy

عَن سَهْلِ بْنِ حُنَيْفٍ رضي الله عنه أَنَّ النَّبِيَّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ:
«مَنْ سَأَلَ اللهَ الشَّهَادَةَ بِصِدْقٍ بَلَّغَهُ اللهُ مَنَازِلَ الشُّهَدَاءِ، وَإِنْ مَاتَ عَلَى فِرَاشِهِ».

Tatitra azo avy amin'i Sahli bin Honaif (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Izay mangataka amin'I Allah ho maty maritiora amin'ny fahamarinana, dia homen'I Allah azy ny toeran'ny maritiora, na dia maty eo am-pandriany aza izy."

Mari-pototra Notantaraiin'i Moslim Sahìh Moslim - 1909

Ny fanazavana

Milaza ny Mpaminany (S.A.W) fa izay mitady ho maty Maritiora sy miady amin'ny làlan'i Allah, am-pahamarinana sy am-piniavana marina ho an'I Allah, dia homen'I Allah ny laharan'ny maritiora, noho ny finiavany marina, na dia maty teo am-pandriana aza izy fa tsy niady.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny finiavana amin-kitsim-po sy ny fanaovana izay arak'izay tratra no antony hanatratrarana ny valisoa sy tombotsoa nokasaina, na dia tsy nanatanteraka ny asa takina.
  2. Famporisihana hirotsaka amin'ny ady masina sy hikatsaka ny ho maty maritiora amin'ny làlan'I Allah.
  3. Tompo Allah Ilay Tsitoha dia manome voninahitra ity vahoaka ity, satria manome azy ny voninahitra ambony indrindra ao amin'ny Paradisa amin'ny asa kely.

Fanehona ny dikanteny

52 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan Azerianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية