عن أبي هريرة رضي الله عنه:
أَنَّ رَجُلًا قَالَ لِلنَّبِيِّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ: أَوْصِنِي، قَالَ: «لَا تَغْضَبْ» فَرَدَّدَ مِرَارًا قَالَ: «لَا تَغْضَبْ».

Tatitra azo avy tamin'i Abou Horaira (R.A) :
Nisy lehilahy iray niteny tamin’ny Mpaminany (S.A.W) hoe : Toroy hevitra aho, dia hoy Izy (S.A.W) taminy hoe : “ Aza tezitra .” Naverimberiny im-betsaka izany dia hoy i Mpaminany (S.A.W) hoe : “Aza tezitra”.

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari Sahìh Al-Bokhari - 6116

Ny fanazavana

Niangavy tamin'ny Mpaminany (S.A.W) ny iray tamin’ireo Mpanaradiany mba hitari-dàlana azy amin’ny zavatra mahasoa azy, ka nodidiany izy mba tsy ho tezitra, izany hoe : hialana amin’ny antony rehetra mety mahatonga izany hatezerana izany sy ireo zavatra mety mampahatezitra Azy, ary tokony mifehy tena mafy raha tena tezitra, ka tsy tokony manohy ny fahatezerany amin'ny famonoana na daroka, na ny fanozonana, na izay mitovy amin'izany.
Naverimberin'ilay rangahy im-betsaka ny fangatahany, saingy tsy nanampy tamin'ny sosokevitra i Mpaminany (S.A.W) fa mbola ilay teny hoe : “Aza tezitra” ihany no nolazainy taminy hatrany.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny fampitandremana amin'ny fahatezerana sy amin'izay antony mety ahatonga izany, Satria izany no fomba iray mety ho fisorohana ny ratsy rehetra, ary ny fialana amin'izany dia ny fisorohana ny tsara hatrany.
  2. Ny fahatezerana nohon’Allah dia toy ny fahatezerana rehefa voadikadika ny voninahitr'Allah rehetra, izay fahatezerana mendri-piderana.
  3. Famerimberenana ny teny rehefa ilaina izany mandra-pahafantaran’ny mpihaino azy ny maha-zava-dehibe azy.
  4. Ny hatsaran'ny fangatahana torohevitra amin'ireo manam-pahaizana.

Fanehona ny dikanteny

68 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
FR Français Frantsay
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
JA 日本語 Zapone
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
FF Fulfulde Folianina
IT Italiano Italianina
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
BG Български البلغارية
AZ Azərbaycan Azerianina
EL Ελληνικά اليونانية
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
LN Lingala اللينجالا
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
DA Dansk الدنماركية
RN Kirundi الكيروندي
KMR Kurmancî الكرمنجية
MS Bahasa Melayu الملايو