1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Hadith Avelao izay manalasala Anao eo anatrehan'izay tsy manalasala Anao

عَنْ أَبِي مُـحَمَّدٍ الحَسَنِ بْنِ عَلِيِّ بْنِ أَبِي طَالِبٍ - سِبْطِ رَسُولِ اللَّهِ صَلَّى اللَّهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ وَرَيْحَانَتِهِ-، قَالَ: حَفِظْتُ مِنْ رَسُولِ اللَّهِ صَلَّى اللَّهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ:
«دَعْ مَا يَرِيبُك إلَى مَا لَا يَرِيبُكَ».

Tatitra azo avy tamin'i Abo Mohammadi al-Hasani ibn Ali ibn Abi Toalibo - zafikelin'ny Mpaminany sy ny malalany - niteny hoe : " Azoko avy tamin'ny Irakan'i Tompo Allah ny hoe :
" Avelao izay manalasala Anao eo anatrehan'izay tsy manalasala Anao ".

Mari-pototra رواه الترمذي والنسائي الأربعون النووية - 11

Ny fanazavana

Nandidy atsika ny Mpaminany (S.W.A) mba hiala amin’izay teny na fihetsika rehetra mampisalasala atsika, na voarara na azo atao, ary mankany amin’ireo izay rehetra azontsika antoka fa tsara sy azo atao.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny mpino silamo dia tsy maintsy mametraka ny raharahany amin'ny fahatokiana ary miala amin'ireo mampisalasala, ary hahay tsara ny finoany.
  2. Mandrara ny filatsahana ao anatin'ny ahiahy.
  3. Raha mila fitoniana sy fampiononana ianao dia avelao ny zavatra mampisalasala ary apetraho any amin'ny sisiny.
  4. Ny famindram-pon’I Allah amin’ny mpanompony satria nandidy azy ireo hanao izay mitondra fiadanan-tsaina sy fanahy Izy, ary nandrara azy ireo amin’izay mitondra tebiteby sy fikorontanana.

Fanehona ny dikanteny

57 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
BN বাংলা Bengaly
FR Français Frantsay
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan Azerianina
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
DA Dansk الدنماركية
RN Kirundi الكيروندي
KMR Kurmancî الكرمنجية
MS Bahasa Melayu الملايو