1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny foto-pinoana

Hadith Tsy ho feno ny finoan'ny Olona iray Aminareo, raha tsy manaraka an'izay nentiko ny sitrapony manontolo

عَنْ أَبِي مُحَمَّدٍ عَبْدِ اللَّهِ بْنِ عَمْرِو بْنِ العَاصِ رَضِيَ اللَّهُ عَنْهُمَا، قَالَ: قَالَ رَسُولُ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ:
«لَا يُؤْمِنُ أَحَدُكُمْ حَتَّى يَكُونَ هَوَاهُ تَبَعًا لِمَا جِئْتُ بِهِ».

Tatitra azo avy tamin'i Abo Mohammadi, 'Abdollah Ibn 'Amro Ibn Al-'aansui (R.A), fa ny Irakan'i Tompo Allah (S.A.W) dia nilaza ka niteny hoe :
Tsy ho feno ny finoan'ny Olona iray Aminareo, raha tsy manaraka an'izay nentiko ny sitrapony manontolo.

قال النووي: حديث صحيح رويناه في كتاب الحجة بإسناد صحيح الأربعون النووية - 41

Ny fanazavana

Nanazava i Mpaminany (S.W.A) fa tsy afaka ny ho mpino tanteraka miaraka amin’ny finoana ilaina sy takina ny Olona iray raha tsy manaiky ny zavatra rehetra noraran’ilay Irakan’i Tompo Allah, ka izay rehetra nentin’ny Irakan’i Tompo Allah, toy ny fandrarana, sy ny zavatra hafa ankoatran'izany, ka lasa tiany izay rehetra nandidiany ary mankahala izay rehetra norarany.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny Hadith dia fitsipika ho an'ny fanekena sy fankatoavana ny lalàna silamika .
  2. Fampitandremana ho an'ny Olombelona fa na iza na iza mitsara amin’ny alàlan’ny saina na amin’ny fahazarana ka manome laharam-pahamehana ny zavatra nentin’ny Irakan’i Tompo Allah (S.A.W), dia lavina tsy ekena ny finoany izay hita fa manao izany.
  3. Voadidy ny fampiharana ny lalàna amin'ny zava-drehetra, mifototra amin'ny teniny hoe : " Fa izay noentiko."
  4. Mitombo amin’ny fankatoavana ny finoana ary mihena amin’ny tsy fankatoavana.

Fanehona ny dikanteny

57 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
BN বাংলা Bengaly
FR Français Frantsay
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan Azerianina
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
DA Dansk الدنماركية
RN Kirundi الكيروندي
KMR Kurmancî الكرمنجية
MS Bahasa Melayu الملايو