1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny foto-pinoana

Hadith “Izay nitondra zava-baovao ato amin’ity raharahantsika ity, izay tsy ao anatiny dia ho lavina

عَنْ عَائِشَةَ رضي الله عنها قَالَتْ: قَالَ رَسُولُ اللهِ صلى الله عليه وسلم:
«مَنْ أَحْدَثَ فِي أَمْرِنَا هَذَا مَا لَيْسَ فِيهِ فَهُوَ رَدٌّ» متفق عليه. ولمسلم: «مَنْ عَمِلَ عَمَلًا لَيْسَ عَلَيْهِ أَمْرُنَا فَهُوَ رَدٌّ».

Tatitra azo avy amin'i Aicha (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Izay nitondra zava-baovao ato amin’ity raharahantsika ity, izay tsy ao anatiny dia ho lavina izany.” Nifanarahana. Araka ny voalazan'ny Mouslim : "Izay manao asa fanompoana tsy araka ny didinay dia ho lavina izany."

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Al-Bokhari - 2697

Ny fanazavana

Manazava ny Mpaminany (S.A.W) fa izay mamorona zavatra amin'ny finoana na manao zavatra tsy misy porofo avy amin'ny CORAN sy ny Sonnât dia haverina any amin'ny tompony izany ary tsy ho raisin'i Allah.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny fanompoam-pivavahana dia mifototra amin’izay voalaza ao amin’ny boky masina CORAN sy ny Sonnât, ka tsy manompo amin’I Allah isika raha tsy araka izay didy nomeny, fa tsy amin’ny forona sy ny zava-baovao.
  2. Ny finoana dia tsy mifototra amin'ny hevitra sy ny mahafinaritra, fa amin'ny fanarahana ny irak'i Allah (S.A.W).
  3. Ity Hadith ity dia porofo amin'ny maha feno ny finoana.
  4. Ny forona dia ny zavatra rehetra nampidirina tao amin'ny finoana izay tsy nisy tamin'ny andron'ny Mpaminany (S.A.W) sy ny mpiara-dia aminy, eo amin'ny lafiny foto-pinoana na amin'ny fiteny na amin'ny asa.
  5. Ity hadith ity dia iray amin'ireo fototry ny finoana silamo ary toy ny mizana fandanjana ny asa, tahaka ny asa rehetra izay tsy natao noho I Allah dia tsy misy valisoa ho an'izay manao izany, toy izany koa ny asa rehetra izay tsy mifanaraka tamin'izay nentin'ny irak'Allah (S.A.W) dia haverina amin'izay manao izany.
  6. Ny zava-baovao voarara dia raharaha mifandraika amin'ny finoana fa tsy amin'ny raharaham-piainana.

Fanehona ny dikanteny

65 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
FR Français Frantsay
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
JA 日本語 Zapone
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
FF Fulfulde Folianina
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan Azerianina
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
DA Dansk الدنماركية
RN Kirundi الكيروندي
YAO Yao الياو
KMR Kurmancî الكرمنجية
MS Bahasa Melayu الملايو