1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Hadith “Raha manoaka ny anankiray aminareo, dia aoka hanapina ny vavany ny tànany, satria ny satana dia hiditra ao.”

عَن أَبِي سَعِيدٍ الْخُدْرِيِّ رضي الله عنه قَالَ: قَالَ رَسُولُ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ:
«إِذَا تَثَاءَبَ أَحَدُكُمْ فَلْيُمْسِكْ بِيَدِهِ عَلَى فِيهِ، فَإِنَّ الشَّيْطَانَ يَدْخُلُ».

Tatitra azo avy amin'i Abo Said Al-Khodri (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.W.A) manao hoe :
“Raha manoaka ny anankiray aminareo, dia aoka hanapina ny vavany ny tànany, satria ny satana dia hiditra ao.”

Mari-pototra Notantaraiin'i Moslim Sahìh Moslim - 2995

Ny fanazavana

Nanome toromarika i Mpaminany (S.A.W) ho an'izay manoaka nanokatra ny vavany noho ny hakamoana na ny fahafenoana sy ny toy izany, dia hametraka ny tànany amin’ny vavany sy ny fanakatonana azy; Izany satria i Satana no miditra ao raha avelany misokatra, ka ny toeran’ny tànana no manakana azy tsy hiditra.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Raha te hanoaka ny olona iray dia tsy maintsy feheziny araka izay azony atao izany, amin’ny fitazonana ny vavany, amin’ny fitazonana izany mba tsy hisokatra, raha tsy azony atao ny mitana ny vavany mikatona, dia tokony hametraka ny tànany eo amin’ny vavany, ka manarona ny vavany ilay tànany.
  2. Ny fanarahana ny fahalalam_pomba islamika amin'ny tranga rehetra; Satria io no lohatenin'ny fahafenoana sy ny fitondran-tena.
  3. Fitandremana amin’izay rehetra mety ho fidiran’i Satana ao anatin’ny olombelona.

Fanehona ny dikanteny

45 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
NE नेपाली Nepalianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية