1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Hadith Izay tian'i Allah hahazo ny hatsarana dia atony mahatakatra ny lafiny ara-pinoana

عن معاوية رضي الله عنه قال: سمعت النبي صلى الله عليه وسلم يقول:
«مَنْ يُرِدِ اللهُ بِهِ خَيْرًا يُفَقِّهْهُ فِي الدِّينِ، وَإِنَّمَا أَنَا قَاسِمٌ، وَاللهُ يُعْطِي، وَلَنْ تَزَالَ هَذِهِ الْأُمَّةُ قَائِمَةً عَلَى أَمْرِ اللهِ، لَا يَضُرُّهُمْ مَنْ خَالَفَهُمْ، حَتَّى يَأْتِيَ أَمْرُ اللهِ».

Tatitra azo avy amin'i Mouawia (R.A) niteny : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny :
"Izay tian'i Allah hahazo ny hatsarana dia atony mahatakatra ny lafiny ara-pinoana, ary izaho dia Mpizara fotsiny, fa i Allah no Mpanome, ary tsy hitsahatra velively ity vahoaka ity hitsangana amin'ny raharaha momba ny Allah ka tsy hampahory azy ireo izay mitsipaka azy ireo, mandrapahatongan'ny didin'i Allah ".

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Al-Bokhari - 71

Ny fanazavana

Manambara i Mpaminany (S.A.W) hoe : izay Tian'i Allah hahazo fahasoavana dia omeny fahalalana sy fomba rehetra mety hazahoana ny fahalalana momba ny finoany, ary izy Mpaminany (S.A.W) no mpizara amin'ireo rehetra nomen'i Allah azy amin'ny anjara masoandro sy fivelomana ary ny fahalalana rehetra ankoatr'izany. Ary ny tena Mpanome dia Allah, ary ho an'ny hafa dia fitaovana fotsiny ka tsy mahasoa raha tsy sitrak'i Allah, ary tsy hitsahatra hiorina amin'ny didin'Allah ity vahoaka ity, ary izay manohitra azy dia tsy mahavita manisy ratsy azy, mandra-pahatongan'ny andro farany.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny halehibe sy ny hatsaran'ny fahalalana ara-pinoana, ny fianarana azy ary ny famporisihana amin'izany.
  2. Ny fijorona amin'ny fahamarinana dia tsy maintsy misy amin’ity vahoaka ity, ary raha mandao tsy hanao izany ny vondrona iray, dia hisy vondrona hafa hanao izany.
  3. Ny fahatakarana ny finoana dia anisan’ny fitiavan'Allah ilay Tsitoha hanao soa ny mpanompony.
  4. i Mpaminany (S.A.W) dia manome araka ny didin'Allah sy ny sitrapony ihany, fa tsy manana na inona na inona izy.

Fanehona ny dikanteny

64 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
FR Français Frantsay
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
JA 日本語 Zapone
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
FF Fulfulde Folianina
IT Italiano Italianina
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
BG Български البلغارية
AZ Azərbaycan Azerianina
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
YAO Yao الياو
KMR Kurmancî الكرمنجية