1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Hadith “Tsy ho tena mpino ny iray aminareo raha tsy efa mankatia ahy mihoatra ny rainy sy ny zanany ary ny olombelona rehetra.”

عن أنس رضي الله عنه قال: قال النبي صلى الله عليه وسلم:
«لَا يُؤْمِنُ أَحَدُكُمْ حَتَّى أَكُونَ أَحَبَّ إِلَيْهِ مِنْ وَالِدِهِ وَوَلَدِهِ وَالنَّاسِ أَجْمَعِينَ».

Tatitra azo avy tamin'i Anas (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Tsy ho tena mpino ny iray aminareo raha tsy efa mankatia ahy mihoatra ny rainy sy ny zanany ary ny olombelona rehetra.”

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Al-Bokhari - 15

Ny fanazavana

Mampahafantatra atsika i Mpaminany (S.A.W) fa tsy feno ny finoan'ny mpino iray raha tsy ny fitiavany ilay irak'Allah no laharam-pahamehana noho ny fitiavany ny reniny, ny rainy, ny zanany lahy, zanany vavy, ary ny olona rehetra, ary izany fitiavana izany dia mitaky ny fankatoavana azy sy ny fanohanana azy ary ny fialàna amin’ny fikomiana azy.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Voadidy isika mitia ny irak'Allah (S.A.W), ary natao ho laharam-pahamehana ny fitiavana azy manoloana ny zavaboary rehetra.
  2. Ny mariky ny fitiavana feno sy tonga lafatra dia : ny fanohanana ny Sunnah na ny fomba amam-panaon'ny Mpaminany (S.A.W), ary ny fanaovana sorona ny aina sy ny harena ho amin'izany.
  3. Ny fitiavana ny irak'Allah dia mitaky ny fankatoavana azy amin'izay didy nomeny, ny finoana izay lazainy, ny fialana amin'ny zavatra norarany sy noteneniny, ny fanarahana azy ary ny fialana amin'ny hevi-diso sy ny forona.
  4. Ny zon'ny Mpaminany (S.A.W) dia lehibe sy azo antoka kokoa noho ny an'ny olona rehetra. Satria izany no antony nitarika antsika amin'ny fahitsiana ary niala amin'ny fahaverezana, namonjy antsika niala tamin'ny Afobe, ary hahazoantsika ny Paradisa.

Fanehona ny dikanteny

65 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
JA 日本語 Zapone
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
FF Fulfulde Folianina
IT Italiano Italianina
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
BG Български البلغارية
AZ Azərbaycan Azerianina
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
DA Dansk الدنماركية
RN Kirundi الكيروندي
KMR Kurmancî الكرمنجية
MS Bahasa Melayu الملايو