1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Hadith “Izay mamangy marary ka mbola tsy tonga ny fotoana hahafatesany, ka niteny impito ny Doan hoe : Mangataka amin’I Allah Tsitoha, Tompon’ny seza fiandrianana lehibe mba hanasitrana anao, Afa-tsy hoe sitranin'I Allah amin'izany aretina izany izy

عَنِ ابْنِ عَبَّاسٍ رضي الله عنهما عَنِ النَّبِيِّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ:
«مَنْ عَادَ مَرِيضًا، لَمْ يَحْضُرْ أَجَلُهُ فَقَالَ عِنْدَهُ سَبْعَ مِرَارٍ: أَسْأَلُ اللَّهَ الْعَظِيمَ رَبَّ الْعَرْشِ الْعَظِيمِ أَنْ يَشْفِيَكَ، إِلَّا عَافَاهُ اللَّهُ مِنْ ذَلِكَ الْمَرَضِ».

Tatitra azo avy tamin'i Ibn Abbas (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Izay mamangy marary ka mbola tsy tonga ny fotoana hahafatesany, ka niteny impito ny Doan hoe : Mangataka amin’I Allah Tsitoha, Tompon’ny seza fiandrianana lehibe mba hanasitrana anao, Afa-tsy hoe sitranin'I Allah amin'izany aretina izany izy".

Mari-pototra Notantarain'I Abo Daòd, Al-Tirmizì ary Ahmad Sonan Abo Daòd - 3106

Ny fanazavana

Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa tsy misy mpino silamo mitsidika silamo hafa mandritra ny fotoana naharariany izay tsy teo amin'ny fotoana nahafatesany. Avy eo mangataka ity ilay mpamangy hoe : (Mangataka amin'I Allah ilay lehibe indrindra) amin'ny Tenany sy ny toetrany ary ny fihetsiny, (Tompon’ny seza fiandrianana Lehibe, mba hanasitrana anao), ary naveriny impito taminy izany dia ho sitranin'I Allah amin'ilay aretina izy.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Amporisihina ny hivavaka ho an’ny marary amin’io Doan io, ary avereno impito.
  2. Ny fahasitranana dia ho tanteraka ho an’izay nanaovana izany fitalahoana izany, raha sitrak’Allah Tsitoha, raha natao tamin-kitsimpo sy tamim-pahamarinana.
  3. Ny fanaovana an'io fitalahoana io amin'ny feo ambany sy amin'ny feo avo dia azo atao avokoa izany rehetra izany, fa raha nampandrenesina ilay marary ny Doan dia izay no voalohany sy tsara kokoa, Satria mitondra fifaliana ho azy izany.

Fanehona ny dikanteny

45 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
NE नेपाली Nepalianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية