1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny foto-pinoana

Hadith fisaorana ho an'i Tompo Allah izay namerina ny teti-dratsiny any amin'ny faka-panahy

عن ابن عباس رضي الله عنهما قال:
جاءَ رجُلُ إلى النبي صلى الله عليه وسلم فقال: يا رسولَ اللهِ، إن أحدنا يجدُ في نفسِهِ -يُعرِّضُ بالشَّيءِ- لأَن يكونَ حُمَمَةً أحَبُّ إليه من أن يتكلَّم بِهِ، فقال: «اللهُ أكبرُ، اللهُ أكبرُ، الحمدُ لله الذي ردَّ كيدَه إلى الوسوسَةِ».

Tatitra azo avy amin'i Ibn ABBAS (R.A), Niteny ka nanao hoe :
Nisy Lehilahy iray tonga teo amin'ny Mpaminany (S.A.W) Niteny manao hoe : O ry Iraka mahafatokin'i Tompo Allah !! Ny iray Aminay mahatsapa zavatra am-pony, dia alehony lavitra ho tratran'ny gripa toy izay hiteny izany, hoy i Mpaminany (S.W.A) : " Allah Akbar, Allah Akbar, Lehibe tokoa i Tompo Allah, Lehibe tokoa i Tompo Allah fisaorana ho an'i Tompo Allah izay namerina ny teti-dratsiny any amin'ny faka-panahy ".

Mari-pototra Notantarain'i Abo Daòd sy Al-Nasàì tao amin'ny Al-Kobra Sonan Abo Daòd - 5112

Ny fanazavana

Nisy Lehilahy iray tonga teo anatrehan'ny Mpaminany (S.A.W) Niteny ka nanao hoe : O ry Iraka mahafatokin'i Tompo Allah ! Ny iray Aminay mahatsapa zavatra ao amin'ny Tenany izay manahirana azy, Saingy ny firesahana izany dia mavesatra Aminy, ka aleony lavitra ny harary toy izay hamoaka izany resaka izany. Ka namerina in-droa ny halebeazan'i Allah i Mpaminany (S.W.A) ary nisaotra azy tamin'ny famerenany ny teti-dratsin'ny Satana any amin'ny faka-panahy fotsiny.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Fanazavana fa i Satana dia mamitsaka ireo vahoaka Mpino amin’ny alàlan’ny bitsika; Mba hamerenany azy ireo hiala amin’ny finoana ho amin’ny fikomiana sy tsy finoana.
  2. Fanazavana ny fahalemen’i Satana amin’ny olona manam-pinoana, Satria tsy mahavita manao zavatra afa-tsy maka fanahy fotsiny izy.
  3. Ny Mpino dia tokony miala amin’ny bitsiky ny Satana ary mandroaka azy ireo.
  4. Azo atao ny Miteny hoe “Allahu Akbar ” rehefa misy zavatra tiana, mahagaga, na mitovitovy amin’izany.
  5. Azo ataon'ny ny Mpino silamo ny manontany manam-pahaizana momba ny zava-drehetra izay mampisalasala Azy.

Fanehona ny dikanteny

68 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
FR Français Frantsay
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
JA 日本語 Zapone
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
FF Fulfulde Folianina
IT Italiano Italianina
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
BG Български البلغارية
AZ Azərbaycan Azerianina
EL Ελληνικά اليونانية
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
LN Lingala اللينجالا
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
DA Dansk الدنماركية
RN Kirundi الكيروندي
KMR Kurmancî الكرمنجية
MS Bahasa Melayu الملايو