1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny foto-pinoana

Hadith izahay dia mahatsapa zavatra mavesatra amin'ny Tenanay ny hiresaka izany, Niteny i Mpaminany (S.W.A) : " efa nahazo Anareo ve izany ? " Namaly izy ireo: Eny, Hoy Izy : " izany no fahamarinan'ny finoana

عَنْ أَبِي هُرَيْرَةَ رضي الله عنه قال:
جَاءَ نَاسٌ مِنْ أَصْحَابِ النَّبِيِّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ، فَسَأَلُوهُ: إِنَّا نَجِدُ فِي أَنْفُسِنَا مَا يَتَعَاظَمُ أَحَدُنَا أَنْ يَتَكَلَّمَ بِهِ، قَالَ: «وَقَدْ وَجَدْتُمُوهُ؟» قَالُوا: نَعَمْ، قَالَ: «ذَاكَ صَرِيحُ الْإِيمَانِ».

Tatitra azo avy amin'i Abou Houraira (R.A), Niteny :
Nisy andian'Olona tamin'ny mpanaradia an'ny Mpaminany (S.A.W) tonga nanontany azy ka nanao hoe : izahay dia mahatsapa zavatra mavesatra amin'ny Tenanay ny hiresaka izany, Niteny i Mpaminany (S.W.A) : " efa nahazo Anareo ve izany ? " Namaly izy ireo: Eny, Hoy Izy : " izany no fahamarinan'ny finoana ".

Mari-pototra Notantaraiin'i Moslim Sahìh Moslim - 132

Ny fanazavana

Tonga andiana vahoaka tamin'ireo mpiaradian'ny Mpaminany (S.W.A) nanontany Azy momba ireo zavatra mavesatra izay tsapan'izy ireo amin'ny Tenany ka sarotra amin'izy ireo ny hanonona izany noho ny haratsiany. Niteny i Mpaminany (S.A.W) : izany zavatra mahazo Anareo izany dia fahamarinan'ny finoana ary fahatokisana feno izay manosika Anareo hanakana ny fanjakazakana ataon'ny Satana ao am-ponareo, ary ny tsy fankasitrahanareo ny teny ka nitazominareo tao Aminareo, Izany dia mifanohitra amin'ireo Olona izay efa nanjakazakan'ny Satana ka tsy hahitàna zavatra ahafan'izy ireo manakana izany intsony.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Fanazavana ny fahalemen’i Satana amin’ny olona manam-pinoana, Satria tsy mahavita zavatra izy afa-tsy ny maka fanahy fotsiny.
  2. Tsy fisiany finoana sy fanekena ny fikorontanan-tsaina manenjika ny fanahy, Satria avy amin’i Satana avokoa izany.
  3. Tsy manisy ratsy ny Mpino ny bitsibitsikan’i Satana, Saingy tokony hangatam-pamonjena amin’i Tompo Allah manoloana ny fakampanahy izay ataony, ary mihataka avy hatrany amin'ny fitaoman-dratsy izay mandalo.
  4. Tsy tokony hangina manoloana an'ireo zavatra manahirana azy momba ny finoana ny Mpino Islamo iray, fa tokony manontany momba izany mandrakariva.

Fanehona ny dikanteny

69 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
FR Français Frantsay
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
JA 日本語 Zapone
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
FF Fulfulde Folianina
IT Italiano Italianina
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
BG Български البلغارية
AZ Azərbaycan Azerianina
EL Ελληνικά اليونانية
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
LN Lingala اللينجالا
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
DA Dansk الدنماركية
RN Kirundi الكيروندي
YAO Yao الياو
KMR Kurmancî الكرمنجية
MS Bahasa Melayu الملايو