1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny foto-pinoana

Hadith Tsy ho tonga no sady tsy ho avy mihitsy ny Andro farany raha tsy miady amin'ny Jiosy avokoa Ianareo, mandra-pahatongavan'ny vato izay hiafenan'ny Jiosy hiteny hoe : Ry Mpino, misy Jiosy ao aoriako, ka vonoy Izy

عَنْ أَبِي هُرَيْرَةَ رَضِيَ اللَّهُ عَنْهُ عَنْ رَسُولِ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ:
«لاَ تَقُومُ السَّاعَةُ حَتَّى تُقَاتِلُوا اليَهُودَ، حَتَّى يَقُولَ الحَجَرُ وَرَاءَهُ اليَهُودِيُّ: يَا مُسْلِمُ، هَذَا يَهُودِيٌّ وَرَائِي فَاقْتُلْهُ».

Tatitra azo avy amin'i Abou Houraira (R.A), fa Niteny i Mpaminany (S.A.W) ka nanao hoe :
" Tsy ho tonga no sady tsy ho avy mihitsy ny Andro farany raha tsy miady amin'ny Jiosy avokoa Ianareo, mandra-pahatongavan'ny vato izay hiafenan'ny Jiosy hiteny hoe : Ry Mpino, misy Jiosy ao aoriako, ka vonoy Izy ."

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Al-Bokhari - 2926

Ny fanazavana

Nilaza i Mpaminany fa tsy ho tomga ary tsy ho avy mihitsy ny ora raha tsy miady mifamono ny vahoaka Mpino Islam sy ny ireo vahoaka ny Jiosy. Na dia mandositra ao ambadikIn'ny vato aza ireo Jiosy mba hiafina ny Mpino Islamo; dia efa ho nampitenenin'i Tompo Allah ilay vato ary niantso ny Mpino Islamo ka Niteny hoe : Misy Jiosy miafina ao aoriany mba hahatongavany hamono azy.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny fampahafantarana nomen'ny Mpaminany (S.A.W amin'ireo zavatra tsy hita maso sy ny zavatra izay mbola ho avy, araka izay nampahafantarin'i Tompo Allah Azy, dia tsy maintsy hitranga avokoa izany rehetra izany.
  2. Ady ataon'ny vahoaka mpino Islam amin'ireo vahoakan'ny Jiosy amin'ny fara-andro dia iray amin'ireo famantarana ny fahatongavany Andro farany.
  3. Fijanonan'ny finoana Islam mandra-patongavan'ny andro farany, ary ny fanjakany manoloana an'ireo finoana rehetra.
  4. Fanavotan'i Tompo Allah an'ireo vahoaka Mpino silamo manoloana ny fahavalon'izy ireo, ka anisan'izany dia ny fampitenenan'ny Tompo Allah ny vato amin'ny fara-Andro.

Fanehona ny dikanteny

68 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
FR Français Frantsay
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
JA 日本語 Zapone
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
FF Fulfulde Folianina
IT Italiano Italianina
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
BG Български البلغارية
AZ Azərbaycan Azerianina
EL Ελληνικά اليونانية
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
LN Lingala اللينجالا
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
DA Dansk الدنماركية
RN Kirundi الكيروندي
KMR Kurmancî الكرمنجية
MS Bahasa Melayu الملايو