1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny HADITH sy ny Siansa

Hadith Moave misy olona mipetraka eo amin'ny sezany ka tonga aminy ny Hadithe avy Amiko dia miteny Izy ka hanao hoe : Atsika efa manana Bokin'i Allah eo anatrehantsika

عن المقدام بن معدِيْكَرِب رضي الله عنه قال: قال رسول الله صلى الله عليه وسلم:
«أَلَا هَلْ عَسَى رَجُلٌ يَبْلُغُهُ الْحَدِيثُ عَنِّي وَهُوَ مُتَّكِئٌ عَلَى أَرِيكَتِهِ فَيَقُولُ: بَيْنَنَا وَبَيْنَكُمْ كِتَابُ اللهِ، فَمَا وَجَدْنَا فِيهِ حَلَالًا اسْتَحْلَلْنَاهُ، وَمَا وَجَدْنَا فِيهِ حَرَامًا حَرَّمْنَاهُ، وَإِنَّ مَا حَرَّمَ رَسُولُ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ كَمَا حَرَّمَ اللهُ».

Tatitra azo avy amin'i Al-Mikdàm ben Ma'diyakrab (R.A) Niteny : fa Niteny ilay Iraka mahafatokin'i Tompo Allah (S.A.W) :
" Moave misy olona mipetraka eo amin'ny sezany ka tonga aminy ny Hadithe avy Amiko dia miteny Izy ka hanao hoe : Atsika efa manana Bokin'i Allah eo anatrehantsika Ka izay hitantsika fa Halaly dia ataontsika Halal, ary izay hitantsika fa Haram dia Ataontsika Haramo, Satria izay noraran'i Irak'i Allah dia toy ny noraran'Allah ihany izany".

Mari-pototra Notantarain'I Abo Daòd sy Tirmizì ary Ibn Màjah Sonan At-Tirmizì - 2664

Ny fanazavana

Nilaza sy nampafantatra i Mpaminany (S.A.W) fa efa manakaiky tokoa ny fotoana farany misy andian'olona, ny iray mipetraka ary ny iray matoritory eo am-pandrinany, tonga Aminy ny petra-bolana avy amin'ny Mpaminany (S.A.W) ka hilaza Izy hoe ny mampisaraka atsika amin'ny zavatra iray dia ity bokin'i Allah Satria izany dia mahampy Atsika, ka izay hitantsika fa Halal dia hataontsika, ary izay hitantsika hoe Haram ao anatiny dia hankalavirintsika. Avy eo nazavain'ny Mpaminany (S.A.W) fa ny zavatra rehetra izay nofadiny na koa norarany amin'ny fomba amam-panaony dia mitovy tantana amin'ny fandrarana izay nataon'i Allah ao amin'ny bokiny, Satria izany dia azony avy amin'ny tompony.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Fanomezamboninahitra ny Sounna dia tahaka ny fanomezamboninahitra ny boky masina Koroany ary tena manan-kery izany.
  2. Fanekena sy fan-katoavana an'ilay Irak'Allah dia fan-katoavana an'i Tompo Allah ary ny fikomiana Azy dia fikomina an'i Allah ilay Avo Tsitoha.
  3. Porofo maha-azo antoka tanteraka ny Sounnat sy ny valin-kafatra ho an'izay mandà sy mitsipaka na mankahala an'izany.
  4. Na iza na iza miala amin'ny Sounnat ary milaza fa mahampy ny boky masina Koroany dia efa mandà izy rehetra, mandainga amin'ny fitakiany hanaraka ny boky masina Koroany.
  5. Isan'ireo porofo amin'ny faminanian'ny Mpaminany (S.A.W) ny fampahafantarany ireo zavatra hiseho any aoriana any, ary izany dia tena hitranga tokoa tahaka ny nambarany.

Fanehona ny dikanteny

69 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
FR Français Frantsay
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
JA 日本語 Zapone
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
FF Fulfulde Folianina
IT Italiano Italianina
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
BG Български البلغارية
AZ Azərbaycan Azerianina
EL Ελληνικά اليونانية
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
LN Lingala اللينجالا
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
DA Dansk الدنماركية
RN Kirundi الكيروندي
YAO Yao الياو
KMR Kurmancî الكرمنجية
MS Bahasa Melayu الملايو