1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Hadith Rehefa tonga ny Ramadany, dia misokatra ny vavahadin'ny Paradisa, mihidy ny vavahadin'ny helo, ary mifatotra ny devoly

عَنْ أَبِي هُرَيْرَةَ رَضِيَ اللهُ عَنْهُ أَنَّ رَسُولَ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ، قَالَ:
«إِذَا جَاءَ رَمَضَانُ فُتِّحَتْ أَبْوَابُ الْجَنَّةِ، وَغُلِّقَتْ أَبْوَابُ النَّارِ، وَصُفِّدَتِ الشَّيَاطِينُ».

Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A) niteny i Mpaminany (S.A.W) :
"Rehefa tonga ny Ramadany, dia misokatra ny vavahadin'ny Paradisa, mihidy ny vavahadin'ny helo, ary mifatotra ny devoly."

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Moslim - 1079

Ny fanazavana

Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa rehefa manomboka ny volana Ramadany dia zavatra telo no hitranga : Ny voalohany : Mivoha ny varavaran’ny Paradisa, ka tsy misy varavarana na dia iray aza mihidy. Ny faharoa : Mihidy ny varavaran'ny helo ary tsy misy varavarana misokatra na dia iray aza. Ny fahatelo : Ny devoly sy ny jiny dia mifatotra amin'ny rojo vy, ka tsy mahavita izay vitany amin'ny fotoana hafa ankoatry ny Ramadany. Izany rehetra izany dia fanomezam-boninahitra an’io volana io, ary famporisihana ho an’izay manao asa soa, toy ny fivavahana, ny fiantrana, ny fahatsiarovana, ny famakiana ny CORAN, sy ny sisa. Ary amin’ny fanalavirana ny fahotana sy ny fandikan-dalàna.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny hatsaran'ny volana Ramadany.
  2. Vaovao mahafaly ho an'izay mifady hanina fa vanim-potoanan'ny fanompoana sy fahatsarana ity volana feno fahasoavana ity.
  3. Ao amin'ny famatorana ny devoly amin'ny Ramadany dia manondro ny fanesorana ny fialan-tsiny amin'ny olona manana adidy, toy ny lazaina aminy hoe : Ny devoly dia voasakana tsy ho eo aminareo, koa aza atao fialan-tsiny amin'ny fialana amin'ny fankatoavana na ny amin'ny asa tsy fankatoavana izany.
  4. Hoy i Al-Qortobi : Raha lazaina hoe : Ahoana no ahitantsika ny faharatsiana sy ny fandikan-dalàna mitranga matetika amin'ny Ramadany raha voafatotra ny devoly dia tsy hitranga izany? Ny valiny : Ahena ihany izany ho an’ireo izay mifady hanina, izay nifady hanina izay nitandremana ny fepetra sy nitandrina ny fitsipi-pitondran_tena, na izay namatotra ny devoly sasany nivadi-pinoana, fa tsy izy rehetra, araka ny voalazan’ny sasany amin'ny fitantarana, na izay nokasaina dia ny hampihenana ny faharatsiana ao, ary izany dia zavatra azo tsapain-tànana, ka ny fisehoan’izany ao aminy dia kely noho ny amin’ny hafa, satria tsy ilaina amin’ny fatorana azy rehetra, tsy misy ratsy na tsy fankatoavana mitranga; Satria misy antony hafa ankoatra ny demonia, toy ny fanahy ratsy, ny fahazaran-dratsy, ary ny demonia olombelona.

Fanehona ny dikanteny

43 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية