1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny foto-pinoana

Hadith Hoy ny irak'Allah tamin'I Abo Bakr sy Omar (R.A) manao hoe : "Ireo no lehiben'ny zoky olona rehetra ao amin'ny Paradisa, ny rehetra tany aloha sy ny aty aoriana, afa-tsy ireo Mpaminany sy ny Iraka

عن أنس رضي الله عنه، قال:
قال رسول الله صلى الله عليه وسلم لأبي بكر وعمر: «هذان سَيِّدا كُهُول أهل الجنة من الأوَّلِين والآخِرين إلا النبيِّين والمرسلين».

Tatitra azo avy tamin'i Anas (R.A) niteny :
Hoy ny irak'Allah tamin'I Abo Bakr sy Omar (R.A) manao hoe : "Ireo no lehiben'ny zoky olona rehetra ao amin'ny Paradisa, ny rehetra tany aloha sy ny aty aoriana, afa-tsy ireo Mpaminany sy ny Iraka".

Mari-pototra Notantarain'i Al-Tirmizì Sonan At-Tirmizì - 3664

Ny fanazavana

Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa i Abo Bakr al-Siddiq sy Omar al-Faroq (R.A) no olona tsara indrindra aorian'ny mpaminany ary olona tsara indrindra amin'ireo olona miditra ao amin'ny paradisa aorian'ireo Mpaminany sy Iraka.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. I Abo Bakr sy Omar no olona tsara indrindra taorian'ny mpaminany sy ny iraka.
  2. Tsy misy zoky olona ao amin’ny Paradisa, fa telo amby telopolo taona ihany no hiditra ao. Ny tiana ho lazaina dia izy roa no lehiben'ireo izay maty antitra teto an-tany, na koa ny fiheverana ny maha-izy azy teto an-tany amin'ity hadith ity.

Fanehona ny dikanteny

48 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
NE नेपाली Nepalianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية