1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny foto-pinoana

Hadith I Al-Hasan sy Al-Hossein no lehiben'ny tanora ao amin'ny Paradisa

عن أبي سعيد الخدري رضي الله عنه قال: قال رسول الله صلى الله عليه وسلم:
«الحَسَن والحُسَيْن سَيِّدا شَباب أهْل الجنة».

Tatitra azo avy amin'i Abo Said Al-Khodri (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.W.A) manao hoe :
"I Al-Hasan sy Al-Hossein no lehiben'ny tanora ao amin'ny Paradisa."

Mari-pototra Notantarain'i Al-Tirmizì sy Ahmad Sonan At-Tirmizì - 3768

Ny fanazavana

Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa ny zafikeliny roa lahy, Al-Hassan sy Al-Hossein, zanak'i Ali bin Abi Talib sy Fatima, zanakavavin'ny Mpaminany (S.A.W), Izy roa no lehiben'ireo olona rehetra maty fony mbola tanora ary miditra ao amin’ny Paradisa amim-pahamendrehana, na izy ireo no lehiben’ny tanora ao amin'ny Paradisa, afa-tsy ny mpaminany sy ireo mpandimby azy ireo tamin'ny fitondrana.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Misy voninahitra mazava tsara ho an'i Al-Hasan sy Al-Hossein (R.A).
  2. Nolazaina amin'ny dikan'ny hadith : fa tamin'ny fotoan'ny hadith dia izy roa no lehiben'ny tanora amin'izao fotoana izao, na tsara kokoa noho ireo izay ao aminy izay tsy misy porofo amin'ny ankapobeny, toy ny mpaminany sy ny kalifa, na izy roa no lehiben'ireo izay lazaina fa tanora sy ny fahatanorany toy ny hareza, ny fahalalahan-tanana ary ny herim-po, ary tsy misy filazana izany amin'ny taonan'ny fahatanorana; Satria maty antitra i Al-Hassan sy Al-Hossein.

Fanehona ny dikanteny

48 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
NE नेपाली Nepalianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية