1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Hadith Ny tànana dia hotapahina amin'ny ampahefatry ny dinar no mihoatra

عَنْ عَائِشَةَ أُمِّ المؤْمنينَ رَضيَ اللهُ عنها قَالَت: قَالَ النَّبِيُّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ:
«تُقْطَعُ اليَدُ فِي رُبُعِ دِينَارٍ فَصَاعِدًا».

Tatitra azo avy amin'i Aicha (R.A) renin'ny mpino rehetra niteny : niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Ny tànana dia hotapahina amin'ny ampahefatry ny dinar no mihoatra."

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Al-Bokhari - 6789

Ny fanazavana

Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa ho tapahana ny tanan’ilay mpangalatra raha toa ka mangalatra volamena ampahefatry ny dinar sy mihoatra noho izany, ary mitovy amin’ny vidin’ny volamena 1,06 grama ny sandany.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Fahotana lehibe ny halatra.
  2. Allah dia nametraka sazy ho an'ny mpangalatra, dia ny fanapahana ny tànany. Araka ny voalazan'ny tompo Allah ilay Tsitoha : {Ary tapaho ny tànany ny lehilahy sy ny vehivavy mpangalatra} [Al-Maeda: 38], ary nohazavain'ny Sonnah ny fepetra amin'izany fanapahana izany.
  3. Ny atao hoe tànana ao amin'ny hadith dia ny fanapahana ny tànana eo amin'ny fitohizany eo amin'ny sandry ambony.
  4. Fahendrena amin'ny fanapahana ny tànan’ny mpangalatra mba hiarovana ny haren’ny vahoaka sy hanakanana ny mpanao ratsy hafa.
  5. Ny dinar dia lanjan'ny volamena, ary amin'izao fotoana izao dia mitovy amin'ny (4,25 grama) 24 karat; Ny ampahefatry ny dinar dia mitovy amin'ny grama sy zavatra hafa.

Fanehona ny dikanteny

44 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية