1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Hadith Nisy lehilahy iray niara-nisakafo tamin’ny irak’Allah (S.A.W), tamin’ny tanany havia, dia hoy izy hoe : “Mihinàna amin’ny tànanao ankavanana ianao” Namaly izy : “Tsy vitako” dia hoy ny Mpaminany (S.A.W) : “Tsy vitanao ve

عَنْ سَلَمَةَ بْنِ الْأَكْوَعِ رضي الله عنه:
أَنَّ رَجُلًا أَكَلَ عِنْدَ رَسُولِ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ بِشِمَالِهِ، فَقَالَ: «كُلْ بِيَمِينِكَ»، قَالَ: لَا أَسْتَطِيعُ، قَالَ: «لَا اسْتَطَعْتَ»، مَا مَنَعَهُ إِلَّا الْكِبْرُ، قَالَ: فَمَا رَفَعَهَا إِلَى فِيهِ.

Tatitra azo avy tamin'i Salma Ibn Akwaa’ (R.A) :
Nisy lehilahy iray niara-nisakafo tamin’ny irak’Allah (S.A.W), tamin’ny tanany havia, dia hoy izy hoe : “Mihinàna amin’ny tànanao ankavanana ianao” Namaly izy : “Tsy vitako” dia hoy ny Mpaminany (S.A.W) : “Tsy vitanao ve", Tsy misy afa-tsy ny fanambonian-tena no nanakana azy hanao izany, dia hoy izy : Tsy nampiakatra izany tamin’ny vavany intsony izy.

Mari-pototra Notantaraiin'i Moslim Sahìh Moslim - 2021

Ny fanazavana

Nahita lehilahy iray nihinana tamin’ny tànany havia ny Mpaminany (S.A.W), ka nasainy nihinana tamin’ny tànany havanana izy, namaly tamim-piavonavonana sy lainga ilay lehilahy fa tsy afaka izy! Koa nangataka Doan ho azy ny Mpaminany (S.A.W) mba tsy hahavita hihinana amin'ny tànana havanana. Dia novalin'i Allah ny hataky ny Mpaminaniny ka lasa nalemy ny tànana havanan'ilay lehilahy, ary tsy afaka nampiakatra ny sakafony sy ny zava-pisotrony tany ambavany taorian'izany.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Voadidy ny fihinana amin’ny tànana havanana ary fady ny mihinana amin’ny tànana havia.
  2. Mendrika sazy ny fiavonavonana amin'ny fampiharana ny lalàna islamika.
  3. Fanomezan'Allah voninahitra ny mpaminaniny amin'ny famalina ny hataka izay nataony.
  4. Voadidy ny famporosiana amin'ny tsara sy ny fandrarana amin'ny ratsy amin'ny toe-javatra rehetra, na dia am-pihinanana aza.

Fanehona ny dikanteny

59 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
FR Français Frantsay
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan Azerianina
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
KMR Kurmancî الكرمنجية