عن عبد الله بن مسعود قال: قال رسول الله صلى الله عليه وسلم:
«هَلَكَ الْمُتَنَطِّعُون» قالها ثلاثًا.

Tatitra azo avy amin'i IBN MAS'ONDI (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Rendrika ireo mpihoam-pefy", Naveriny in-telo izany teny izany.

Mari-pototra Notantaraiin'i Moslim Sahìh Moslim - 2670

Ny fanazavana

Milaza i Mpaminany (S.A.W) mahakasika ny fahadisoam-panantenana sy ny fatiantok'ireo mahery fihetsika - noho ny amin'ny làlana diso sy tsy fahalalana izay nisy tamin'izy ireo, amin'ny raharaha ara-pinoan'izy ireo sy ny raharahan'ny fiainan'izy ireo eto an-tany, ary ny amin'ny teny izay naloakan'ny vavan'izy ireo sy ny asa izay nataon'izy ireo, ka izay nihoatra ny fetran'ny lalàna tamin'izy ireo amin'izay zavatra nandidiana azy ireo arakan'ny lalàna noentin'ny Mpaminany (SAW) tamin'izy ireo

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Fandrarana ny fihoram-pefy amin'ny raharaha rehetra izay efa voalaza, ary famporisihana ny mba tokony hialana amin'izany amin'ny zavatra rehetra; Indrindra ny amin’ny asa fanompoam-pivavahana sy fanomezam-boninahitra ny olo-marina
  2. Mendri-piderana tokoa ny fitadiavana ny fomba rehetra mba ahatongavana amin'ny faha-fenoana eo amin’ny fanompoam-pivavahana sy ny hafa ankoatr'izay; ary tsy maintsy atao manaraka ny lalàna ihany izany rehetra izany.
  3. Tsara ny fanamafisana ny zava-dehibe, satria naverin'ny Mpaminany (S.A.W) in-telo io fehezanteny io.
  4. Ny fahatsaran'ny Finoana silamo sy ny fahamorany.

Fanehona ny dikanteny

69 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
FR Français Frantsay
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
JA 日本語 Zapone
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
FF Fulfulde Folianina
IT Italiano Italianina
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
BG Български البلغارية
AZ Azərbaycan Azerianina
EL Ελληνικά اليونانية
AK Akan الأكانية
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
LN Lingala اللينجالا
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
DA Dansk الدنماركية
RN Kirundi الكيروندي
KMR Kurmancî الكرمنجية
MS Bahasa Melayu الملايو