1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny foto-pinoana

Hadith “Rehefa anontaniana ny mpino silamo iray ao am-pasana dia : Mijoro ho vavolombelona izy fa tsy misy tompo marina afa-tsy Allah ary i Mohammad dia irak’Allah

عَنِ البَرَاءِ بْنِ عَازِبٍ رضي الله عنه أَنَّ رَسُولَ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ:
«المُسْلِمُ إِذَا سُئِلَ فِي القَبْرِ: يَشْهَدُ أَنْ لاَ إِلَهَ إِلَّا اللَّهُ وَأَنَّ مُحَمَّدًا رَسُولُ اللَّهِ»، فَذَلِكَ قَوْلُهُ: {يُثَبِّتُ اللَّهُ الَّذِينَ آمَنُوا بِالقَوْلِ الثَّابِتِ فِي الحَيَاةِ الدُّنْيَا وَفِي الآخِرَةِ} [إبراهيم: 27].

Tatitra azo avy tamin'i Barrat bin Aazib (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Rehefa anontaniana ny mpino silamo iray ao am-pasana dia : Mijoro ho vavolombelona izy fa tsy misy tompo marina afa-tsy Allah ary i Mohammad dia irak’Allah”, izany ilay teniny manao hoe : {Hamafisin'I Allah amin'ny teny entitra ireo mpino eto amin'ny fiainana sy any ankoatra} [Ibrahim: 27].

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Al-Bokhari - 4699

Ny fanazavana

Hanontaniana ny mpino any am-pasana, ary ireo anjely roa voatendry hanao izany dia hanontany azy, dia i Monkar sy Nakir izany, hita ny anaran'izy roa amin’ireo hadith maro. Ka mijoro ho vavolombelona izy fa tsy misy tompo marina afa-tsy Allah ary i Mohammad dia irak’i Allah, Hoy ny Mpaminany (S.A.W) : “Io no teny marina sy entitra izay nilazan’i Allah manao hoe : {Hamafisin'Allah amin'ny teny entitra ireo mpino eto amin'ny fiainana sy any ankoatra} [Ibrahim: 27].

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny fanontaniana ao am-pasana dia marina.
  2. Ny fahasoavan’i Allah eo amin'reo mpanompony mino azy, eto an-tany sy ny any ankoatra amin’ny fampijorona azy ireo ny teny hentitra.
  3. Tombotsoa azo amin'ny fijorona vavolombelona amin'ny fanokanana an'I Allah sy ny fahafatesana aminy.
  4. Amafisan'i Allah ireo mpino eto an-tany amin’ny fiorenana amin’ny finoana sy ny fijoroana amin’ny làlana mahitsy, ary rehefa maty dia maty amin’ny fanokanana an'I Allah, ary any amin’ny fasana dia hamafisin'I Allah rehefa anontanian'ireo anjely roa.

Fanehona ny dikanteny

56 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan Azerianina
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
KMR Kurmancî الكرمنجية