عَنْ جَابِرِ بْنِ عَبْدِ اللَّهِ رضي الله عنهما أَنَّ النَّبِيَّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ:
«مَنْ أَكَلَ ثُومًا أَوْ بَصَلًا، فَلْيَعْتَزِلْنَا -أَوْ قَالَ: فَلْيَعْتَزِلْ- مَسْجِدَنَا، وَلْيَقْعُدْ فِي بَيْتِهِ»، وَأَنَّ النَّبِيَّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ أُتِيَ بِقِدْرٍ فِيهِ خَضِرَاتٌ مِنْ بُقُولٍ، فَوَجَدَ لَهَا رِيحًا، فَسَأَلَ فَأُخْبِرَ بِمَا فِيهَا مِنَ البُقُولِ، فَقَالَ قَرِّبُوهَا إِلَى بَعْضِ أَصْحَابِهِ كَانَ مَعَهُ، فَلَمَّا رَآهُ كَرِهَ أَكْلَهَا، قَالَ: «كُلْ فَإِنِّي أُنَاجِي مَنْ لاَ تُنَاجِي».
ولِمُسْلِمٍ عَنْ جَابِرِ بْنِ عَبْدِ اللهِ، عَنِ النَّبِيِّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ: «مَنْ أَكَلَ مِنْ هَذِهِ الْبَقْلَةِ، الثُّومِ - وقَالَ مَرَّةً: مَنْ أَكَلَ الْبَصَلَ وَالثُّومَ وَالْكُرَّاثَ فَلَا يَقْرَبَنَّ مَسْجِدَنَا، فَإِنَّ الْمَلَائِكَةَ تَتَأَذَّى مِمَّا يَتَأَذَّى مِنْهُ بَنُو آدَمَ».
المزيد
Tatitra azo avy amin'i Jàbir Ibn Abdillah (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Izay nihinana tongolo gasy na tongolo, dia aoka izy hisitaka anay - na hoy izy : Aoka izy hisitaka ny toeram-pivavahanay - ary mijanona any an-tranony”, ary ny Mpaminany (S.A.W) nomena vilany nisy anana voanjobona tao, ka naheno fofona avy tamin’ireo izy, ka nanontany izy ka nolazaina ny tao anatiny; dia hoy izy : Ento any amin'ireo mpanara-diako, ary nony nahita azy nankahala ny fihinanana izany izy ireo, dia niteny hoe : “Mihinàna ianao izaho dia mifampiresaka amin’izay tsy iresahanao.” Ary voarakitra ao amin'ny bokin'i Moslim, notaterin'i Jàbir bin Abdillah, avy amin'ny Mpaminany (S.A.W) niteny hoe : "Izay nihinana amin'ity anana, tongolo gasy ity - ary hoy izy indray mandeha : Izay mihinana tongolo sy tongolo lay ary ny lozaka, dia aza manakaiky ny moske misy anay, satria ny anjely dia voahelingelina amin'izay zavatra manelingelina ny zanak’i Adama.