1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny foto-pinoana

Hadith izany dia devoly antsoina hoe Khinzab, ka raha tsapanao izy dia mitadiava fiarovana amin’Allah amin’izany, ary tsofy amin’ny tànanao ankavia intelo

عن عُثْمَانَ بْنَ أَبِي الْعَاصِ رضي الله عنه:
أنه أَتَى النَّبِيَّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ فَقَالَ: يَا رَسُولَ اللهِ، إِنَّ الشَّيْطَانَ قَدْ حَالَ بَيْنِي وَبَيْنَ صَلَاتِي وَقِرَاءَتِي يَلْبِسُهَا عَلَيَّ، فَقَالَ رَسُولُ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ: «ذَاكَ شَيْطَانٌ يُقَالُ لَهُ خِنْزَِبٌ، فَإِذَا أَحْسَسْتَهُ فَتَعَوَّذْ بِاللهِ مِنْهُ، وَاتْفُلْ عَلَى يَسَارِكَ ثَلَاثًا»، قَالَ: فَفَعَلْتُ ذَلِكَ فَأَذْهَبَهُ اللهُ عَنِّي.

Tatitra azo avy tamin'i Othman bin Abi Al-'Asi (R.A) :
Tonga tany amin’ny Mpaminany (S.A.W) izy ary niteny hoe : Ry irak’Allah ô! Noelanelanin'ny Satana amin'ny fivavahako sy ny famakiako aho, nosaromany tamiko izany. Niteny ilay Irak'Allah (S.A.W) hoe : "izany dia devoly antsoina hoe Khinzab, ka raha tsapanao izy dia mitadiava fiarovana amin’Allah amin’izany, ary tsofy amin’ny tànanao ankavia intelo.”, hoy izy : “Dia nataoko izany, ka nesorin’Allah tamiko izy.

Mari-pototra Notantaraiin'i Moslim Sahìh Moslim - 2203

Ny fanazavana

Othman bin Abi Al-'As (R.A), dia tonga tao amin'ny Mpaminany (S.A.W) ary niteny hoe : Ry irak'Allah ô! Ny satana no nanakana ahy tsy hivavaka, sy tsy hankatò an'Allah, ary ny tsy fisian'ny fifatoham-po ao aminy, sy nampisafotofoto ny fanononako ary nahatonga fampisalasalana ho ahy amin' izany. Dia hoy ny irak'Allah taminy : devoly antsoina hoe Khinzab izany, raha hitanao izany ka tsapanao, dia mitadiava fialofana sy fiarovana amin'alalan'Allah aminy, ary tsofy in-telo ny tànanao havia miaraka amin'ny rora kely. Hoy i Othman: Ka dia nanao izay nandidian'ny Mpaminany (S.A.W) ahy aho, ka nesorin'Allah tamiko izy.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny maha-zava-dehibe ny fifatoham-po eo am-pivavahana fa ny satana dia miezaka ny handrebireby sy hametraka fisalasalana momba izany.
  2. Amporisihina ny hitady fiarovana noho ny satana rehefa mibitsibitsika mandritra ny vavaka izy, sady mandrora miankavia in-telo.
  3. Manazava ny zavatra nataon'irezo mpanaradia (R.A), amin'ny ny fiverenana amin'ny Mpaminany (S.A.W) momba ny olana nanjo azy ireo, mba hahafahany mamaha izany ho azy ireo.
  4. Velona ny fon'ireo mpanaradia, ary ny any ankoatra no nimatimatesan'izy ireo.

Fanehona ny dikanteny

61 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
FR Français Frantsay
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
JA 日本語 Zapone
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
IT Italiano Italianina
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan Azerianina
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
KMR Kurmancî الكرمنجية