عن ابنِ عَبَّاسٍ رضي الله عنهما عن النبيِّ صلى الله عليه وسلم قال:
«أُمِرْتُ أَنْ أَسْجُدَ عَلَى سَبْعَةِ أَعْظُمٍ: عَلَى الْجَبْهَةِ وَأَشَارَ بِيَدِهِ عَلَى أَنْفِهِ، وَالْيَدَيْنِ، وَالرُّكْبَتَيْنِ، وَأَطْرَافِ الْقَدَمَيْنِ، وَلَا نَكْفِتَ الثِّيَابَ وَالشَّعَرَ».

Tatitra azo avy tamin'i Ibn Abbas (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Nodidiana aho hiankohoka amin’ny taolana fito: Eo amin’ny handrina, ary nanondro teo amin’ny orony ny tànany, eo amin'ny tànany roa, sy ny lohaliny roa, sy ny tendron-tongotra roa, ary tsy aholona (apiakarina) ny akanjo sy ny volo".

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Al-Bokhari - 812

Ny fanazavana

Nanazava ny Mpaminany (S.A.W) fa Allah dia nandidy azy hiankohoka amin'ny rantsambatana fito rehefa mivavaka. Ireto avy izany :
Voalohany : Ny handrina : izay ampahany amin'ny tarehy eo ambonin'ny orona sy ny maso. Nanondro ny orony tamin’ny tànany ny Mpaminany (S.A.W.), ka ny handriny sy ny orony dia iray amin’ireo fito, ary nohamafisina fa ny olona miankohoka dia tsy maintsy mikasika ny tany amin’ny orony.
Ny rantsana faharoa sy fahatelo : dia ny tanana roa.
Ny fahefatra sy fahadimy : dia ny lohalika roa
Ny fahenina sy fahafito : dia ny rantsan'ny tongotra roa
Nandidy anay izy mba tsy hamatotra ny volonay na hanangona ny akanjonay rehefa miankohoka amin’ny tany mba hiarovana azy. Fa avotsotray hilatsaka amin’ny tany ka hiankohoka miaraka amin’ireo rantsana.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Tsy maintsy atao ny miankohoka amin’ny rantsam-batana fito
  2. Tsy tsara ny manangona sy manambatra ny akanjo sy ny volo eo am-pivavahana.
  3. Ny mpivavaka dia tsy maintsy tony tanteraka mandritra ny vavaka ataony, amin'ny fametrahana ireo rantsana fito amin'ny tany rehefa miankohoka, ka rehefa tafapetraka tsara amin'izany izy vao manao ny tonom-bavaka fatao amin'izany.
  4. Ny fandrarana amin'ny fanakanana ny volo tsy hiraraka amin'ny tany dia natokana ho an'ny lehilahy fa tsy vehivavy. Satria ny vehivavy rehefa mivavaka dia asaina misaron-tena.

Fanehona ny dikanteny

59 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
JA 日本語 Zapone
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan Azerianina
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
KMR Kurmancî الكرمنجية