عن النعمان بن بَشِير رضي الله عنه قال: سمعت النبيَّ صلى الله عليه وسلم يقول:
«الدُّعَاءُ هُوَ الْعِبَادَةُ»، ثُمَّ قَرَأَ: «{وَقَالَ رَبُّكُمُ ادْعُونِي أَسْتَجِبْ لَكُمْ إِنَّ الَّذِينَ يَسْتَكْبِرُونَ عَنْ عِبَادَتِي سَيَدْخُلُونَ جَهَنَّمَ دَاخِرِينَ} [غافر: 60]».

Tatitra azo avy tamin'i No’màny ibn Bashìr (R.A) niteny : izaho nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe :
“ Ny Hataka sy ny fitalahoana dia fanompoam-pivavahana”, ary namaky Izy nanao hoe : “ Ary hoy ny Tomponareo nanao hoe : ‘Antsoy Aho, fa dia hovaliako Ianareo, eny, ireo izay manao tsinontsinona ny fanompoana Ahy dia hiditra amin’ny helo amin’ny henatra.’” [Ghafir: 60].

Mari-pototra Notantarain'I Abo Daòd, Al-Tirmizì, Ibn Màjah ary Ahmad Sonan At-Tirmizì - 3247

Ny fanazavana

Nambaran'ny Mpaminany (S.A.W) Amintsika fa ny fanompoam-pivavahana ny fitalahoana manao Hataka Douàn, ka tsy maintsy atao amin'ny Fo rehetra amin'i Tompo Allah, na fitalahoana izany na koa fangatahana , ny mangataka amin'i Tompo Allah ilay avo Tsitoha izay mahasoa Azy sy manalavitra Azy amin’ny fiainana eto An-tany na any A-nkoatra, na ny fitalahoana amin’ny fanompoam-pivavahana, izay zavatra rehetra Tian’i Tompo Allah sy Ankasitrahan’i Tompo Allah amin’ny teny sy ny fihetsika mibaribary na miafina, na Ara-fo, na Ara-batana, na Ara-bola izany dia mety avokoa.
Avy eo ny Mpaminany (S.A.W) dia nanome ireo Porofo rehetra momba izany rehefa Nilaza Izy ka nanao hoe : Hoy i Tompo Allah manao hoe : { Antsoy Aho fa hamaly Anareo. Fa izay mirehareha tsy hanompo Ahy, dia hiditra any amin'ny Afobe tsy ho ela, feno fahafahambaraka }

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny fitalahoana sy ny fangatahana no tena fototry ny Fanompoam-pivavahana ary tsy azo atao ny manolotra izany ho an’ny hafa An-koatra an’i Tompo Allah.
  2. Ny fitalahoana sy ny hataka dia milaza ny fahamarinan’ny fanompoana sy ny fananan-karena sy ny herin’ilay Tompo avo Tsitoha, ary milaza tsy fananan’ny Mpanompo iray eo Aminy.
  3. Ny fandrahonana mafy dia ny sazy ho an’ny fieboeboana amin’ny fanompoam-pivavahana amin’i Tompo Allah sy ny fialana amin’ny fitalahoana sy fangatahana Aminy, ary ireo izay miavonavona amin’ny fiantsoana an’i Tompo Allah dia hiditra amin’ny Helo, afa-baraka sy maharikoriko.

Fanehona ny dikanteny

67 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
FR Français Frantsay
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
JA 日本語 Zapone
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
FF Fulfulde Folianina
IT Italiano Italianina
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
BG Български البلغارية
AZ Azərbaycan Azerianina
EL Ελληνικά اليونانية
AK Akan الأكانية
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
LN Lingala اللينجالا
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
RN Kirundi الكيروندي
YAO Yao الياو
KMR Kurmancî الكرمنجية