1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Hadith Ny irak'Allah (S.A.W) no olona malala-tànana indrindra, ary tena hita ny fahalalan-tànany indrindra amin'ny Ramadany rehefa nihaona taminy i Jibril

عَنِ ابْنِ عَبَّاسٍ رضي الله عنهما قَالَ:
كَانَ رَسُولُ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ أَجْوَدَ النَّاسِ، وَكَانَ أَجْوَدُ مَا يَكُونُ فِي رَمَضَانَ حِينَ يَلْقَاهُ جِبْرِيلُ، وَكَانَ يَلْقَاهُ فِي كُلِّ لَيْلَةٍ مِنْ رَمَضَانَ فَيُدَارِسُهُ القُرْآنَ، فَلَرَسُولُ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ أَجْوَدُ بِالخَيْرِ مِنَ الرِّيحِ المُرْسَلَةِ.

Tatitra azo avy tamin'i Ibn Àbbàs (R.A) niteny manao hoe :
Ny irak'Allah (S.A.W) no olona malala-tànana indrindra, ary tena hita ny fahalalan-tànany indrindra amin'ny Ramadany rehefa nihaona taminy i Jibril, ary nihaona taminy isaky ny alin'ny Ramadany ka nampianatra azy ny Kor'any, fa ny irak'Allah (S.A.W) mizara fahasoavana kokoa noho ny rivotra mitsoka.

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Al-Bokhari - 6

Ny fanazavana

Ny Mpaminany (S.A.W) no nalala-tànana indrindra, ary tena nataony im-betsaka izany tamin'ny volana Ramadany, satria nanome izay tokony omeny tamin'izay tokony hahazo azy, ary ny antony mahatonga fahalalahan-tànany miampy betsaka dia noho ny antony roa :
Ny voalohany : ny fihaonany amin’i Jibril (A.S).
Ny faharoa hafa : ny fianarana ny Kor'any, dia ny famakina azy am-po.
Ampianarin'i Jibril (A.S) azy daholo izay rehetra nidina ao amin'ny Kor'any, ary ny Mpaminany (S.A.W) no malala-tànana kokoa sy be fanomezana ary mpanao soa indrindra, ary haingana kokoa ny irak'Allah manasoa ny zavaboary mihoatry ny rivotra tsara izay alefan’Allah miaraka amin’ny ranonorana sy ny famindram-po.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Fanazavana ny fahalalahan-tànan'ny Mpaminany (S.A.W) sy ny fitiavany manampy ny hafa, indrindra amin'ny Ramadany, satria io no volana fankatoavana sy vanim-potoanan'ny asa soa.
  2. Famporisihana amin'ny fahalan-tànana amin'ny fotoana rehetra, ary tsara ny mampitombo izany mandritra ny volana Ramadany.
  3. Fampitomboana ny famoahana, ny fanomezana, ny fiantrana ary ny famakiana ny Kor'any mandritra ny volana Ramadany.
  4. Iray amin'ireo antony hitahirizana ny fahalalana ny fifimpianarana izany miaraka amin'ireo mpianatra sy manam-pahaizana.

Fanehona ny dikanteny

53 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan Azerianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية