1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Hadith Tsy misy mpino silamo roa mifanena sy mifandray tànana afa-tsy hoe mahazo famelan-keloka alohan'ny hisaran'izy roa

عَنِ الْبَرَاءِ رضي الله عنه قَالَ: قَالَ رَسُولُ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ:
«مَا مِنْ مُسْلِمَيْنِ يَلْتَقِيَانِ فَيَتَصَافَحَانِ إِلَّا غُفِرَ لَهُمَا قَبْلَ أَنْ يَفْتَرِقَا».

Tatitra azo avy amin'i Barra (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Tsy misy mpino silamo roa mifanena sy mifandray tànana afa-tsy hoe mahazo famelan-keloka alohan'ny hisaran'izy roa."

Marina amin'ny fomba nitaterana rehetra Notantarain'I Abo Daòd, Al-Tirmizì, Ibn Màjah ary Ahmad Sonan Abo Daòd - 5212

Ny fanazavana

Nanambara ny Mpaminany (S.A.W) : Raha misy mpino silamo roa mifanena amin'ny làlana na ny toy izany, ka miarahaba ny iray amin'ny fifanomezan-tànana ny iray hafa, dia havela ny helok'izy roa alohan'ny hisarahan'izy roa ara-batana na rehefa nanala ny tànany.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Tsaratsara ny mifandray tànana rehefa mifanena, ary famporisihana amin'izany.
  2. Hoy i Al-Manawi : Tsy azo ny fahasoavan'ny Sonnah raha tsy amin'ny fametrahana ny tànana havanana eo amin'ny tànana havanana, raha tsy misy fialan-tsiny.
  3. Famporisihana hanaparitaka ny fiarahabana, ary fanazavana lehibe momba ny valisoa azon'ny mpino silamo nifandray tànana tamin'ny rahalahiny silamo.
  4. Navahana amin'ny hadith ny fifandraisan-tànana voarara, toy ny fifanomezan-tànana amin'ny vehivavy vahiny.

Fanehona ny dikanteny

46 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
NE नेपाली Nepalianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية