1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny foto-pinoana

Hadith izy tsy Niteny mihitsy na dia indray Andro fa hoe : Tompoko, mamela ny fahotako amin’ny Andro fitsarana”

عَنْ عَائِشَةَ رضي الله عنها قَالَتْ:
قُلْتُ: يَا رَسُولَ اللهِ، ابْنُ جُدْعَانَ كَانَ فِي الْجَاهِلِيَّةِ يَصِلُ الرَّحِمَ، وَيُطْعِمُ الْمِسْكِينَ، فَهَلْ ذَاكَ نَافِعُهُ؟ قَالَ: «لَا يَنْفَعُهُ، إِنَّهُ لَمْ يَقُلْ يَوْمًا: رَبِّ اغْفِرْ لِي خَطِيئَتِي يَوْمَ الدِّينِ».

Tatitra azo avy amin'i Aicha (R.A), Niteny hoe :
Izaho Niteny ka nanao hoe : O ry Irak'Allah, Ibn Jad'àny tamin'ny vanim-potoanan'ny habadoana dia manohy ny rom-pihavanana, ary mampisakafo ireo mahantra, ka nahasoa azy ve izany ? dia Hoy i Mpaminany (S.A.W) Namaly Azy ka nanao hoe : “ Tsy mahasoa Azy akory izany, izy tsy Niteny mihitsy na dia indray Andro fa hoe : Tompoko, mamela ny fahotako amin’ny Andro fitsarana”.

Mari-pototra Notantaraiin'i Moslim Sahìh Moslim - 214

Ny fanazavana

Nilaza i Mpaminany (S.A.W) momba an'i Abdollahy ibn Jad'àny, isan'ireo Olon-dehibe tamin'ireo foko koraishy talohan'ny finoana Islam. Isan'ireo asa soa nataony dia ny : manohy ny fihavanana amin'ny fianakaviana ary manao soa amin'izy ireo ihany koa, ary ankoatr'izay dia ireo asa soa izay namporisian'ny finoana Islam, Saingy ireo asa soa ireo mahasoa Azy amin'ny Andro farany, noho ny tsy finoany an'i Tompo Allah, ary Izy dia tsy mbola Niteny indray Andro hoe : Tompo o ! Mamela ny heloko amin'ny Andro fitsarana.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Fanazavana ny fahasoavan'ny finoana, ary izany tokoa dia tafiditra ho anisan'ny fepetra amin'izay ankatoavina ny asa.
  2. Fanazavana ny faharatsian'ny fikomiana ary izany tokoa dia antony manimba an'ireo asa soa.
  3. Ireo mpikomy tsy mino dia tsy hahazo tombony amin’ny asa nataony izy ireo any ankoatra Satria tsy mino an’i Allah sy ny Andro farany izy ireo.
  4. Ny asan'ny olona iray izay mbola hita fa mpikomy dia voarakitra an-tsoratra ho Azy, fa raha toa ka mivadika ka lasa ho Mpino Islamo indray Izy dia lasa hahazo valisoa ho azy ireo indray Izy.

Fanehona ny dikanteny

69 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
FR Français Frantsay
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
JA 日本語 Zapone
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
FF Fulfulde Folianina
IT Italiano Italianina
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
BG Български البلغارية
AZ Azərbaycan Azerianina
EL Ελληνικά اليونانية
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
LN Lingala اللينجالا
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
DA Dansk الدنماركية
RN Kirundi الكيروندي
YAO Yao الياو
KMR Kurmancî الكرمنجية
MS Bahasa Melayu الملايو