1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny foto-pinoana

Hadith Niteny zavatra i Mpaminany (S.A.W), ka hoy Izy manao hoe : “ Io dia amin’ny fotoanan’ny fanjavonan’ny fahalalana

عَنْ زِيَادِ بْنِ لَبِيدٍ رضي الله عنه قَالَ:
ذَكَرَ النَّبِيُّ صَلَّى اللَّهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ شَيْئًا، فَقَالَ: «ذَاكَ عِنْدَ أَوَانِ ذَهَابِ الْعِلْمِ» قُلْتُ: يَا رَسُولَ اللَّهِ، وَكَيْفَ يَذْهَبُ الْعِلْمُ، وَنَحْنُ نَقْرَأُ الْقُرْآنَ وَنُقْرِئُهُ أَبْنَاءَنَا وَيُقْرِئُهُ أَبْنَاؤُنَا أَبْنَاءَهُمْ إِلَى يَوْمِ الْقِيَامَةِ؟ قَالَ: «ثَكِلَتْكَ أُمُّكَ زِيَادُ، إِنْ كُنْتُ لَأُرَاكَ مِنْ أَفْقَهِ رَجُلٍ بِالْمَدِينَةِ، أَوَلَيْسَ هَذِهِ الْيَهُودُ وَالنَّصَارَى يَقْرَؤونَ التَّوْرَاةَ وَالْإِنْجِيلَ، لَا يَعْمَلُونَ بِشَيْءٍ مِمَّا فِيهِمَا؟!».

Tatitra azo avy amin'i Zyad bin Labìd (R.A) Niteny ka Nilaza nanao hoe :
Niteny zavatra i Mpaminany (S.A.W), ka hoy Izy manao hoe : “ Io dia amin’ny fotoanan’ny fanjavonan’ny fahalalana.” Hoy aho : “ Ry Iraka mahafatokin’i Tompo Allah ô, ahoana no hanjavonan’ny fahalalana, nefa isika mamaky ny CORAN ary ampianarintsika ny Zanakatsika ihany koa izany, ary ny Zanakatsika no mampianatra izany ny Zanany mandra-pahatongan’ny Andro farany ? Hoy Izy namaly hoe : “Loza ho an'ny Reninao ry Ziyad, Anao hitako anisan’ny manam-pahaizana indrindra eto Madina, moa tsy mamaky ny Torah sy ny Evanjil ve ireo Jiosy sy Kristianina ireo ? ” Nefa tsy mahay na inona na inona ao Aminy ? ! ".

Marina ho an'ny hafa Notantarain’i Ibn Màjah Sonan Ibn Màjah - 4048

Ny fanazavana

Rehefa nipetrapetraka teo amin'ireo mpanaradiany i Mpaminany (S.A.W) dia Niteny hoe : Amin'io fotoana io esorina ka hanjavona eo amin'ny Olona rehetra ny fahalalana, Ka gaga i Zyad ibn Labÿd Al- Answary (R.A) ary nanontany an'ny Mpaminany (S.A.W), Hoy izy : Ahoana no hovery sy hanjavona eo aminay ny fahalalana? ! Nefa Izahay dia namaky boky masina Koroany, ary efa vitanay tsianjery avokoa izany, miania amin'i Tompo Allah Aho fa ho vakinay ary ampamakinay ireo vady aman-janakay, sy ireo taranaka mandimby Anay, Namaly i Mpaminany (S.A.W) amin'ny fahagagana ka nanao hoe : Nanahirana ny Reninao Ianao O ! Ry Zyàd! Izaho nievitra fa Ianao no anisan'ireo Manam-pahalalana ao Madina ! Avy eo nanazava i Mpaminany (S.A.W) hoe : fa ny fahaverezan'ny fahalalana dia tsy amin'ny fahaverezan'ny Koroany; fa ny fahaverezan'ny fahalalana dia ny tsy fanatanterahana ny asa, Fa io ny boky Torah sy ny Evandjily eo ampelatanan'ireo vahoaka ny jiosy sy vahoaka ny Kristianina, nefa akory tsy nazahoan'izy ireny fahasoavana izany, ary tsy nahatratra ny tanjony akory, izany dia ny fanaovana zavatra amin'izay fantany ihany no ataon'izy ireo.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Fisian'ny Boky masina Mosohafo sy ireo Boky eo ampelatanan'ny Olona dia tsy mahasoa raha tsy arahin-kasa.
  2. Fialan'ny fahalalana dia mety miseho amin'ny endrika maro : fahafatesan'ny Mpaminany (S.A.W) sy ireo manampahaizana, ny famelana asa mifandraika amin'ny fahalalana.
  3. Isan'ny famantarana ny andro farany dia fahaverezan'ny fahalalana sy ny famelana asa.
  4. Famporisihana ny olona hiasa amin'ny fahalalana Satria izany no tanjona tiany ambara.

Fanehona ny dikanteny

68 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
FR Français Frantsay
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
JA 日本語 Zapone
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
FF Fulfulde Folianina
IT Italiano Italianina
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
BG Български البلغارية
AZ Azərbaycan Azerianina
EL Ελληνικά اليونانية
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
LN Lingala اللينجالا
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
DA Dansk الدنماركية
RN Kirundi الكيروندي
KMR Kurmancî الكرمنجية
MS Bahasa Melayu الملايو