1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny boky masina CORAN sy ny siansa

Hadith Aza mino ny Olon’ny Boky Ianareo ary aza lavina ihany koa ny voalazan'izy ireo, Saingy lazao fotsiny ny hoe : { Mino an'i Tompo Allah Izahay sy ireo izay nampidininy Aminay }

عَنْ ‌أَبِي هُرَيْرَةَ رَضِيَ اللهُ عَنْهُ قَالَ:
كَانَ أَهْلُ الْكِتَابِ يَقْرَؤُونَ التَّوْرَاةَ بِالْعِبْرَانِيَّةِ، وَيُفَسِّرُونَهَا بِالْعَرَبِيَّةِ لِأَهْلِ الْإِسْلَامِ، فَقَالَ رَسُولُ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ: «لَا تُصَدِّقُوا أَهْلَ الْكِتَابِ وَلَا تُكَذِّبُوهُمْ، وَقُولُوا: {آمَنَّا بِاللهِ وَمَا أُنْزِلَ إِلَيْنَا} [البقرة: 136] الْآيَةَ».

Tatitra azo avy amin'i Abou Horairah (R.A) Niteny ka nanao hoe :
Teo aloha namaky ny Boky Torah tamin’ny teny Hebreo ny Olon’ny Boky ary nanazava izany tamin’ny vahoakan’ny Islam tamin’ny teny Arabo, hoy ny Irakan’i Tompo Allah hoe : “ Aza mino ny Olon’ny Boky Ianareo ary aza lavina ihany koa ny voalazan'izy ireo, Saingy lazao fotsiny ny hoe : { Mino an'i Tompo Allah Izahay sy ireo izay nampidininy Aminay } [Al-bakarat 136] Andininy".

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari Sahìh Al-Bokhari - 4485

Ny fanazavana

Nampitandrina ireo vahoakany i Mpaminany (S.A.W), mba tsy ho voafitakin'ny zavatra lazain'ireo Olon'ny Boky ao amin'ny Bokin'izy ireo, Satria tamin'ny andron'ny Mpaminany (S.A.W) dia namaky ny Boky Torah tamin'ny teny Hebreo ireo vahoakan'ny Djiosy. Satria Fitenin’ny Djiosy izy io, ary adikan'izy ireo amin’ny teny Arabo. Dia Niteny i Mpaminany (S.A.W): Aza mino ny Olon'ny Boky ary aza mampandaingana azy ireo, Satria efa tsy fantatra ny marina sy ny diso amin'izay voaray avy amin'izy ireo, Izany dia Satria i Allah no nibaiko Isika rehetra mba hino ireo zavatra nampidininy ao amin'ny Boky masina Koroany sy izay nampidininy ao Bokin'izy ireo, saingy Isika no tsy mahalala ny marina izay tantarainy izy ireo mahakasika an'io Boky io amin'ny diso ao Aminy raha toa ka tsy misy fanambarana ato amin'ny lalànantsika izay manazava ny marina amin'ny lainga. Koa mijanona isika fa tsy hino azy ireo; mba tsy hiombonantsika amin’izy ireo amin’izay rehetra efa novain'izy ireo, ary tsy handà azy ireo ihany koa; sao dia marina ihany izay voalazan'izy ireo ka lasa handà ankitsirano an'izay nandidiana antsika amin'izay tokony hinoantsika isika. Ary nandidy atsika i Mpaminany (S.A.W) mba Hiteny hoe : { Mino an'i Allah, sy izay nampidinina Taminay, ary izay nampidinina tamin'i Mpaminany Abrahama, Ismaela, Ishaka, Jakoba sy ireo taranak' izy ireo rehetra. Torak'izany ihany koa izay nomena an'i Mpaminany Mosesy sy Jesoa ary izay nomena ireo Irakan'i Tompo Allah avy tamin'ny Tompo Zanahariny. Tsy manavaka na dia ny iray amin'izy ireny aza Izahay. Ary Izahay dia mpanolotena ho azy} [ Al-bakarat: 136 ].

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Izay rehetra nolazain'ireo Olon'ny Boky dia voasokajy amin'ny fizarana anaki-Telo : Misy ireo mifanaraka amin'ny Boky masina Koroany sy Sounnat dia ekena sy hinoana izany, misy kosa izay mifanohitra amin'ny Boky masina Koroany sy Sounnat izany kosa dia disoina no sady tsy ekena, ary misy ihany koa izay tsy ny Boky masina Koroany sy Sounnat no manamarina Azy na koa manohitra na manadiso Azy, izany ka izany kosa dia azo tantaraina, fa tsy hinoana no sady tsy disoina.

Fanehona ny dikanteny

68 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
FR Français Frantsay
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
JA 日本語 Zapone
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
FF Fulfulde Folianina
IT Italiano Italianina
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
BG Български البلغارية
AZ Azərbaycan Azerianina
EL Ελληνικά اليونانية
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
LN Lingala اللينجالا
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
DA Dansk الدنماركية
RN Kirundi الكيروندي
KMR Kurmancî الكرمنجية
MS Bahasa Melayu الملايو