1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Hadith Niteny ny Mpaminany (S.A.W) isaky ny aorian'ny soalat tsy maintsy atao

عَنْ ‌وَرَّادٍ كَاتِبِ الْمُغِيرَةِ بْنِ شُعْبَةَ قَالَ: أَمْلَى عَلَيَّ الْمُغِيرَةُ بْنُ شُعْبَةَ فِي كِتَابٍ إِلَى مُعَاوِيَةَ:
أَنَّ النَّبِيَّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ كَانَ يَقُولُ فِي دُبُرِ كُلِّ صَلَاةٍ مَكْتُوبَةٍ: «لَا إِلَهَ إِلَّا اللهُ وَحْدَهُ لَا شَرِيكَ لَهُ، لَهُ الْمُلْكُ وَلَهُ الْحَمْدُ، وَهُوَ عَلَى كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرٌ، اللَّهُمَّ لَا مَانِعَ لِمَا أَعْطَيْتَ، وَلَا مُعْطِيَ لِمَا مَنَعْتَ، وَلَا يَنْفَعُ ذَا الْجَدِّ مِنْكَ الْجَدُّ».

Tatitra azo avy tamin'i Waràdi mpitan-tsoratr'i Al-Moghirah bin Sho'bah, izay nilaza hoe : Al-Moghirah bin Sho'bah dia nampanoratra ahy taratasy ho an'i Moa'wiyah :
Niteny ny Mpaminany (S.A.W) isaky ny aorian'ny soalat tsy maintsy atao rehetra manao hoe : “Là Ilàha Illallàho Wahdahò Là Sharìka Laho; Lahol Molko Walahol Hamdo Wahoa A'là Kolli Shai-in Qadìr. . Allahomma là Màni'a' limà à'twaita walà mo'tia limà mana'ta walà yanfa''' Zal djaddi minkal djaddi."

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Al-Bokhari - 844

Ny fanazavana

Niteny ny Mpaminany (S.A.W) aorian'ny soalat tsy maintsy atao* rehetra hoe : “Là Ilàha Illallàho Wahdahò Là Sharìka Laho; Lahol Molko Walahol Hamdo Wahoa A'là Kolli Shai-in Qadìr. . Allahomma là Màni'a' limà à'twaita walà mo'tia limà mana'ta walà yanfa''' Zal djaddi minkal djaddi."
Izany hoe : Manaiky sy miaiky ny teny fanokanana an'Allah aho, izany dia ny hoe: Tsy misy Tompo Mariana mendrika ho tompoina afa-tsy Allah, Ny fanompoam-pivavahana marina izay ekeko dia ho an'Allah, ary laviko amin'ny hafa rehetra izany. Tsy misy Tompo marina ivavahana afa-tsy Allah, ary ekeko fa Azy irery ihany ny fanjakana feno sy ny marina. Ny fideran'ny vahoakan'ny tany sy lanitra dia ho an’Allah Tsitoha, satria Izy no mahefa ny zava-drehetra, ary izay efa notendren'ny lahatr'Allah, fa hotolarana na hosakanana dia tsy misy afaka manohitra izany, ary eo anatrehany dia tsy misy dikany ny harenan'ny mpanankarena, fa ny asa soa no mahasoa azy.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Tsara ny manonona io tonombavaka io aorian'ny soalat satria misy teny fanokanana an'Allah sy fiderana Azy.
  2. Ny fahatsapan-tena amin'ny fanarahana ny Sonnat sy ny fanaparitahana azy.

Fanehona ny dikanteny

61 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
FR Français Frantsay
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
JA 日本語 Zapone
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
IT Italiano Italianina
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan Azerianina
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
KMR Kurmancî الكرمنجية