1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny foto-pinoana

Hadith “Hisy antokon’ny vahoakako hahery, mandra-pahatongan’ny didin’I Allah aminy, ary mbola mandresy izy ireo”

عَنِ المُغِيرَةِ بْنِ شُعْبَةَ رَضِيَ اللَّهُ عَنْهُ عَنِ النَّبِيِّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ:
«لاَ يَزَالُ طَائِفَةٌ مِنْ أُمَّتِي ظَاهِرِينَ، حَتَّى يَأْتِيَهُمْ أَمْرُ اللَّهِ وَهُمْ ظَاهِرُونَ».

Tatitra azo avy amin'i Al-Moghira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Hisy antokon’ny vahoakako hahery, mandra-pahatongan’ny didin’I Allah aminy, ary mbola mandresy izy ireo”.

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Al-Bokhari - 7311

Ny fanazavana

Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa hisy antokon’ny vahoakako hanohy handresy ny olona, handresy izay manohitra azy, mandra-pahatongan’ny didin’Allah amin’izy ireo haka ny fanahiny amin’ny faran’izao tontolo izao, fotoana alohan’ny hahatongavan’ny Ora farany.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Fahagagana miharihary nataon'ny Mpaminany (S.A.W), ary mbola hitohy hatramin'ny andron'ny Mpaminany (S.A.W) ary mbola hitohy hatramin'izao, ary hitohy mandram-pahatongavan'ny didin'Allah voalaza ao amin'ny hadith.
  2. Ny hatsaran’ny fitazomana amin’ny fahamarinana sy ny fiasana amin’izany, ary ny famporisihana hanao izany.
  3. Misy karazany roa ny fandresen’ny fivavahana : na ny fipoirana amin’ny alàlan’ny tohan-kevitra, ny fanazavana, ary ny porofo, na ny fivoahana amin’ny alàlan’ny hery sy ny lalàna, ary ny fandresena dia mitoetra amin’ny alàlan’ny fifamaliana sy ny fanazavana. Satria ny porofon'ny finoana Silamo dia ny CORAN, ary miharihary sy manjaka amin'ny zavatra hafa rehetra, fa ny karazana fisehoana faharoa, dia ny fanehoana ny hery sy ny fahefana, dia araka ny finoana sy ny fanomezan-kery eto an-tany.

Fanehona ny dikanteny

40 Ny teny
EN English Anglisy
ID Indonesia Indoneziana
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية