1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Hadith “Izay miteny hoe : Izaho manaiky an’Allah ho Tompoko, ny finoana Silamo ho fivavahako, ary i Mohamad ho iraka, dia azo antoka ho azy ny Paradisa”

عَن أَبي سَعِيدٍ الْخُدْرِيِّ رَضِيَ اللَّهُ عَنْهُ أَنَّ رَسُولَ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ:
«مَنْ قَالَ: رَضِيتُ بِاللَّهِ رَبًّا، وَبِالْإِسْلَامِ دِينًا، وَبِمُحَمَّدٍ رَسُولًا، وَجَبَتْ لَهُ الْجَنَّةُ».

Tatitra azo avy tamin'i Abo Said Al-Khodri (RA), niteny i Mpaminany (SAW) manao hoe :
“Izay miteny hoe : Izaho manaiky an’Allah ho Tompoko, ny finoana Silamo ho fivavahako, ary i Mohamad ho iraka, dia azo antoka ho azy ny Paradisa”.

Mari-pototra Notantarain'i Abo Daòd Sonan Abo Daòd - 1529

Ny fanazavana

Ny Mpaminany (S.A.W) dia nampahafantatra fa izay miteny hoe : "Izaho dia afa-po amin'Allah ho Tompo," Andriamanitra, mpitaiza, tompony, lehibeny, ary ny fanavaozana, "ary amin'ny finoana Silamo" amin'ny didy sy ny fepetra rehetra fandrarana (fivavahana), finoana, sy lalàna, foto-pinoana sy fankatoavana, “ary miaraka amin’i Mohammad ho Iraka,” sy mpaminany; Manaiky amin’izay rehetra nanirahana azy sy nampitaina antsika, dia azo antoka ho azy ny Paradisa.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Fampaherezana hanao izany fitalahoana izany, ary fanazavana ny valisoa azo avy aminy.
  2. Ny fahafaham-po amin'I Allah amin'ny maha-Tompo Azy dia tafiditra ao anatin'izany ny tsy mivavaka amin'ny hafa afa-tsy Aminy, Voninahitra ho Azy.
  3. Ny fahafaham-po amin'i Mohammad (SAW) amin'ny maha-mpaminany sy iraka azy, dia ahitana ny fankatoavana azy ary ny fanekena ny Sonnah-ny.
  4. Ny fahafaham-po amin'ny finoana Silamo dia fahafaham-po amin'izay nofidin'I Allah ho an'ny mpanompony.
  5. Amporisihina ny manao izany fitalahoana izany rehefa manao ireo Shahada roa amin'ny fihainoana ny antso ho amin'ny vavaka, toy ny amin'ny fitantarana hafa.
  6. Ao amin'ny hadith iray hafa dia voalaza fa ilaina ny manao izany vavaka izany isaky ny maraina sy ny hariva.

Fanehona ny dikanteny

40 Ny teny
EN English Anglisy
ID Indonesia Indoneziana
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية