عن أبي بَشير الأنصاري رضي الله عنه:
أَنَّهُ كَانَ مَعَ رَسُولِ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ فِي بَعْضِ أَسْفَارِهِ، قَالَ: فَأَرْسَلَ رَسُولُ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ رَسُولًا -وَالنَّاسُ فِي مَبِيتِهِمْ-: «لَا يَبْقَيَنَّ فِي رَقَبَةِ بَعِيرٍ قِلَادَةٌ مِنْ وَتَرٍ أَوْ قِلَادَةٌ إِلَّا قُطِعَتْ».

Tatitra azo avy amin'i Bachir Al-Answariou (R.A) :
Izy dia niaraka tamin'ny Mpaminany (S.A.W) tamin'ny diany, dia niteny hoe : Naniraka Olona iray i Mpaminany (S.A.W) - ary ny olona rehetra dia tao an-tranony izy ireo : " Tsy hamela tady na rojo eo amin’ny vozon’ny rameva raha tsy tapaka."

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Moslim - 2115

Ny fanazavana

Rehefa nandeha voyage i Mpaminany (S.A.W) indray andro, ary ny olona rehetra tao amin'ny toerana fatorian'izy ireo, dia naniraka olona iray izy hanapaka ireny firavaka atao amin'ny rameva ireny toy ny tady sy ny lakolosy na kapa, ary izany dia fanaon'izy ireo hiarovana amin'ny maso, ka nandidy izy hanapaka izany, satria miaro azy ireo, ary marina tokoa fa ny fahasoavana sy ny loza dia eo am-pelatanan'ny tompo Allah irery ihany tsy misy mpikambana Aminy.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Fandrarana ny fanantonana ireny tady sy firavaka hitarihana zava-tsoa na fahsoavana sy fanosehana ny ratsy hoavy; satria izany dia tafiditra ho isan'ny fanakambanana an'i Allah amin'ny hafa.
  2. Ny famatorana rojo tsy fiaro fa natao haingo na koa hisintonana ny biby na hamatorana azy dia tsy misy maharatsy izany.
  3. Voadidy amintsika ny manameloka ny ratsy araka izay tratra.
  4. Ny fo dia tsy maintsy mifikitra amin’Allah irery ihany, tsy misy mpiara-miasa.

Fanehona ny dikanteny

63 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
FR Français Frantsay
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
JA 日本語 Zapone
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
FF Fulfulde Folianina
IT Italiano Italianina
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
BG Български البلغارية
AZ Azərbaycan Azerianina
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
KMR Kurmancî الكرمنجية