عَنْ عُقْبَةَ بْنِ عَامِرٍ الْجُهَنِيِّ رضي الله عنه:
أَنَّ رَسُولَ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ أَقْبَلَ إِلَيْهِ رَهْطٌ، فَبَايَعَ تِسْعَةً وَأَمْسَكَ عَنْ وَاحِدٍ، فَقَالُوا: يَا رَسُولَ اللهِ، بَايَعْتَ تِسْعَةً وَتَرَكْتَ هَذَا؟ قَالَ: «إِنَّ عَلَيْهِ تَمِيمَةً»، فَأَدْخَلَ يَدَهُ فَقَطَعَهَا، فَبَايَعَهُ، وَقَالَ: «مَنْ عَلَّقَ تَمِيمَةً فَقَدْ أَشْرَكَ».

Tatitra azo avy tamin'i O'qbata bin À'mir Al-Johanì (R.A) :
Nisy fianakaviana tonga teo amin’ny Irak’Allah, ka nanao velirano tamin'ny sivy izy, ary natsahatrany ny iray. Hoy izy ireo : “Ry irak’Allah ô, nanao velirano tamin'ny sivy ianao ary natsahatrao ity? Hoy izy : “Ravaka ody”, ka natsofony ny tanany ary notapahiny izany, avy hatrany dia nanao velirano taminy izy tao aorian'izany, ary hoy ny Mpaminany (S.A.W) : “Izay niravaka ody dia nanao ny fanompoan-tsampy”.

Tsara Notantarain'i Ahmad Mosnad Ahmad - 17422

Ny fanazavana

Nisy antokon'olona tonga tany amin'ny Mpaminany (S.A.W) ary folo isan'izy ireo. Nanao velirano tamin'ny sivy momba ny finoana silamo sy fankatoavana azy ny Mpaminany (S.A.W) fa tsy nanao velirano tamin'ny fahafolo. Rehefa nanontaniana azy (S.A.W) ny anton'izany, dia hoy izy : Mitafy ravaka ody izy, zavatra mifatotra na mihantona amin’ny vakana sy zavatra hafa mba hiarovan-tena amin’ny ratsy na ny loza. Dia natsofok'ilay lehilahy tao amin’ny toeran’ny ravaka ny tànany, ka notapahiny ary notaperiny hatreo ny momba izany, izay vao nanao velirano taminy ny Mpaminany (S.A.W) tamin’izany fotoana izany, ary nampitandrina ny amin’ny fampiasana ravaka ody sy nanazava ny momba ny lalànan'izany : "Izay nanantona ravaka ody dia efa nanompo sampy".

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Izay miantehitra amin’ny hafa ankoatra an’Allah, dia homen'Allah azy ny mifanohitra amin’ny fikasany.
  2. Ny finoana fa ny fanaovana ravaka ody fiaro mba ho antony ialana amin'ny loza sy ny faharatsiana dia shirk kely, fa raha mihevitra kosa fa izy (ravaka) mihitsy no mahasoa dia shirk lehibe izany.

Fanehona ny dikanteny

58 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
FR Français Frantsay
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
IT Italiano Italianina
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan Azerianina
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
KMR Kurmancî الكرمنجية