عَنْ عَبْدِ الرَّحْمَنِ بْنِ سَمُرَةَ رضي الله عنه قَالَ: قَالَ رَسُولُ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ:
«لَا تَحْلِفُوا بِالطَّوَاغِي، وَلَا بِآبَائِكُمْ».

Tatitra azo avy tamin'i Abdo rahman bin Samra (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Aza mianiana amin'ny Sampy na amin'ny razanareo."

Mari-pototra Notantaraiin'i Moslim Sahìh Moslim - 1648

Ny fanazavana

Nandrara ny fianianana atao amin'ny sampy ny Mpaminany (S.A.W), io sampy io dia sampy mpanompon'ireo mpanompo sampy ankoatra an'i Allah, ary ireny no nahatonga azy ireo nihoam-pefy sy tsy nino. Ary mandrara ny mianiana amin’ny razambe ny Mpaminany (S.A.W); Fanaon’ny Arabo talohan’ny silamo ny mianiana amin’ny razany noho ny fireharehana ny aminy sy ny fanajana azy ireo.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Tsy azo atao ny mianiana raha tsy amin’I Allah sy ireo Anarany ary ireo Toetoetrany.
  2. Voarara ny mianiana amin’ny sampy, ny razana, ny mpitondra, ireo sary vongana, ary izay tsy mety rehetra hafa mitovy amin’izany.
  3. Ny mianiana amin'ny zavatra hafa ankoatra an'I Allah dia shirk kely, ary mety ho shirk lehibe izany, raha misy lanjany ao am-pony ireo nanaovany fianianana, tahaka ny fanajana an'I Allah na koa mino izany amin'ny endrika fanompoana.

Fanehona ny dikanteny

53 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan Azerianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية