عَنْ بُرَيْدَةَ رضي الله عنه قَالَ: قَالَ رَسُولُ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ:
«مَنْ حَلَفَ بِالْأَمَانَةِ فَلَيْسَ مِنَّا».

Tatitra azo avy amin'i Boraida (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Izay mianiana ho toky dia tsy namantsika.”

Mari-pototra Notantarain'i Abo Daòd sy Ahmad Sonan Abo Daòd - 3253

Ny fanazavana

Ny Mpaminany (S.A.W) dia nandrara sy nampitandrina ny amin'ny fianianana amin'ny tokoy, ary na iza na iza manao izany dia tsy anisantsika.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Fandrarana ny fianianana amin'ny zavatra hafa ankoatra an'I Allah, anisan'izany ny hoe : mianiana amin'ny fahamarinana, ary izany dia fanompoan-tsampy madinika.
  2. Ny toky dia mandrakotra ny asa fankatoavana sy ny fanompoam-pivavahana, fahatokiana, fanakianana, ary fiarovana.
  3. Allah ilay Tsitoha ihany no afaka mianiana, amin’ny anaran’ny iray, na amin’ny iray amin’ireo toetrany.
  4. Hoy i Al-Khattabi : Mitovitovy amin’ny hoe tsy tiany izany satria nodidiana izy hianiana amin’I Allah sy ny toetrany, ary tsy anisan’ny toetrany ny fahamarinan-toetra, fa iray amin’ireo didiny sy baikony, koa norarana tamin’izany izy ireo noho ny fampitovizana izany amin'ny anarana sy ny toetran’I Allah ilay Tsitoha.

Fanehona ny dikanteny

50 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
NE नेपाली Nepalianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية