1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Hadith Izay manao rakaat efatra alohan'ny mitataovovonana sy efatra aorian'izany, dia nataon'i Allah fady aminy ny afobe

عَنْ أُمِّ حَبِيبَةَ رضي الله عنها زَوْجِ النَّبِيِّ صَلَّى اللَّهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالت: سَمِعْتُ رَسُولَ اللهِ صَلَّى اللَّهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ يَقُولُ:
«مَنْ حَافَظَ عَلَى أَرْبَعِ رَكَعَاتٍ قَبْلَ الظُّهْرِ وَأَرْبَعٍ بَعْدَهَا حَرَّمَهُ اللَّهُ عَلَى النَّارِ».

Tatitra azo avy tamin'i Omm Habiba (R.A) vadin'ny Mpaminany (S.A.W) niteny : Nandre ny irak'Allah aho niteny manao hoe :
"Izay manao rakaat efatra alohan'ny mitataovovonana sy efatra aorian'izany, dia nataon'i Allah fady aminy ny afobe."

Mari-pototra رواه أبو داود والترمذي والنسائي وابن ماجه وأحمد Sonan At-Tirmizì - 428

Ny fanazavana

Ny Mpaminany (S.A.W) dia nanome vaovao mahafaly fa izay manao vavaka an-tsitrapo efatra rakaat alohan'ny mitataovovonana sy efatra rakaat aorian'izany, ary izay manohy sy mitazona izany dia hesorin'I Allah amin'ny Afobe.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Amporisihina ny manao ny rakaat efatra alohan'ny mitataovovonana sy ny efatra aorian'izany.
  2. Ny Rawatib aloha - izany hoe alohan'ny vavaka tsy maintsy atao -; Misy fahendrena fonosin'izany : fanomanana ny fanahin’ny mpivavaka ho amin’ny fanompoam-pivavahana alohan’ny hidirana amin’ny vavaka tsy maintsy atao, ny fanaovana azy aoriana dia ny fanonerana ny lesoka amin’ny vavaka tsy maintsy atao.
  3. Ny Sonnah Rawatib dia manana valisoa lehibe, anisan'izany ny fampitomboana ny tombotsoa, ny fanonerana ny asa ratsy, ary ny fampiakarana voninahitra.
  4. Ny fitsipiky ny Sonnite ao amin'ny hadith momba ny fampanantenana dia toy ity hadith ity: ny fahafatesana dia tokony ho mifototra amin'ny fanokanana an'I Allah, ary ny tiana ho lazaina dia tsy mandrakizay any amin'ny Afobe, satria izay manota amin'ireo mpanokana an'Allah dia mendrika ny sazy, fa tsy mitoetra any amin’ny helo izy raha sendra voasazy.

Fanehona ny dikanteny

49 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
NE नेपाली Nepalianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية