عَنْ أَبِي هُرَيْرَةَ رَضِيَ اللَّهُ عَنْهُ عَنِ النَّبِيِّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ:
«مَا أَسْفَلَ مِنَ الكَعْبَيْنِ مِنَ الإِزَارِ فَفِي النَّارِ».

Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Izay akanjo ambanin'ny kitrokely dia ao amin'ny afo."

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari Sahìh Al-Bokhari - 5787

Ny fanazavana

Nampitandrina ireo lehilahy i Mpaminany (S.A.W) mba tsy hamela ny zavatra rehetra mandrakotra ny vatany ambany, toy ny akanjo, pataloha, na zavatra hafa, eo ambanin'ny kitrokeliny, ary izay eo ambanin'ny kitrokeliny ny tongotr’izay mitafy lamba mifatotra dia any amin’ny helo ho famaizana noho ny nataony.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Voarara ny manalava ny akanjo ka hatrany ambanin’ny kitrokeliny ho an’ny lehilahy, ary fahotana lehibe izany.
  2. Hoy I Ibn Hajar : Notsongaina amin'ny famotsorana ny akanjo noho ny filana izany. Toy ny olona voan’ny fery eo amin’ny kitrokeliny, ohatra, izay azon’ny lalitra raha tsy saron’ny lambany izay tsy hahitany zavatra hafa.
  3. Ity didy ity dia voatokana ho an'ny lehilahy; Satria ny vehivavy dia nasaina nampitony ny akanjony ambanin'ny kitrokeliny hatramin'ny sandriny.

Fanehona ny dikanteny

41 Ny teny
EN English Anglisy
ID Indonesia Indoneziana
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية