1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Hadith “Rehefa miditra ao amin’ny Paradisa ny olona ao amin’ny Paradisa, dia hiteny Allah hoe : Mbola mila zavatra hafa homeko ve ianareo?

عَنْ صُهَيْبٍ رضي الله عنه عَنِ النَّبِيِّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ:
«إِذَا دَخَلَ أَهْلُ الْجَنَّةِ الْجَنَّةَ، قَالَ: يَقُولُ اللهُ تَبَارَكَ وَتَعَالَى: تُرِيدُونَ شَيْئًا أَزِيدُكُمْ؟ فَيَقُولُونَ: أَلَمْ تُبَيِّضْ وُجُوهَنَا؟ أَلَمْ تُدْخِلْنَا الْجَنَّةَ، وَتُنَجِّنَا مِنَ النَّارِ؟ قَالَ: فَيَكْشِفُ الْحِجَابَ، فَمَا أُعْطُوا شَيْئًا أَحَبَّ إِلَيْهِمْ مِنَ النَّظَرِ إِلَى رَبِّهِمْ عَزَّ وَجَلَّ».

Tatitra azo avy amin'i Sohaib (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Rehefa miditra ao amin’ny Paradisa ny olona ao amin’ny Paradisa, dia hiteny Allah hoe : Mbola mila zavatra hafa homeko ve ianareo? Dia hamaly izy ireo : Tsy efa nazavainao ve ny tarehinay? sy nampidirinao tao amin’ny Paradisa ve izahay ka namonjy anay tamin’ny helo? hoy izy : “Dia hesorina ny zavatra manakona ny maso, ka tsy nomena zavatra tsara sy tian'izy ireo mihoatry ny mijery ny Tompony, ilay Tsitoha sy Lehibe.

Mari-pototra Notantaraiin'i Moslim Sahìh Moslim - 181

Ny fanazavana

Miteny i Mpaminany (S.A.W) fa rehefa miditra ao amin'ny Paradisa ny olon'ny Paradisa dia hiteny amin'izy ireo Allah ilay Tsitoha:
Misy zavatra tianareo ampiana ve ianareo?
Dia hiteny avokoa ny olon'ny Paradisa hoe : Tsy efa nataonao fotsy ve ny tavanay? Tsy nampidirinao tao amin’ny Paradisa ve izahay ka namonjy anay tamin’ny helo ianao?
Ka dia esorin’Allah ny zavatra manasaraka; Ary ny zavatra nanasaraka dia mazava sy mamirapiratra, ka tsy nomena zavatra tsara sy tian'izy ireo mihoatry ny mijery ny Tompon'izy ireo.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Fanesorana ny voaly amin’ny olon’ny Paradisa mba hahitany ny Tompony, ary ho an’ireo tsy mino; dia voarara amin’izany izy ireo.
  2. Ny fahasambarana lehibe indrindra ao amin’ny Paradisa dia ny fahitan'ireo mpino ny Tompony.
  3. Ny olona rehetra ao amin’ny Paradisa, na tsy mitovy ny toerana misy azy, dia hahita ny Tompony, ilay Tsitoha.
  4. Ny fahasoavan’Allah amin’ny mpino dia ny fampidirana azy ireo any amin’ny Paradisa.
  5. Ny maha zava-dehibe ny fanafainganana ho any amin'ny Paradisa amin’ny asa soa sy ny fankatoavana an’Allah ilay Tsitoha sy ny irak’Allah.

Fanehona ny dikanteny

50 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية