1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Hadith “Raha mifoha amin’ny torimasony ny anankiray aminareo, dia aoka izy hitsoka ny orony (manadio ny orona) intelo, fa i Satana mandry eo am-bavorony mandritra ny alina”

عَنْ أَبِي هُرَيْرَةَ رضي الله عنه أَنَّ النَّبِيَّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ:
«إِذَا اسْتَيْقَظَ أَحَدُكُمْ مِنْ مَنَامِهِ فَلْيَسْتَنْثِرْ ثَلَاثَ مَرَّاتٍ، فَإِنَّ الشَّيْطَانَ يَبِيتُ عَلَى خَيَاشِيمِهِ».

Tatitra avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Raha mifoha amin’ny torimasony ny anankiray aminareo, dia aoka izy hitsoka ny orony (manadio ny orona) intelo, fa i Satana mandry eo am-bavorony mandritra ny alina”.

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Moslim - 238

Ny fanazavana

Mamporisika izay mifoha amin'ny torimasony i Mpaminany (S.A.W) mba hitsoka ny orony in-telo. Ny fitsohana ny orona dia midika ho famoahana rano avy ao amin'ny orona rehefa avy nampidirina, satria i Satana dia mandany ny alina eo amin'ny vavorona - izany hoe ny orona manontolo -.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Voadidy ho an’izay rehetra mifoha amin’ny torimasony ny hitsoka ny orony mba hanesorana ny dian’i Satana amin’ny orony, ary raha handeha hidio izy, dia voamarina ny baiko hitsoka ny orony.
  2. Ny fitrohana rano amin'ny orona dia misy tombontsoa feno amin'ny fikomohana; Satria ny fikomohana dia manadio ny ao anaty orona, ary mitsoka izany loto izany amin'ny rano.
  3. Famerana (famettana azy) ny torimaso amin'ny alina, raisina amin'ny teny hoe "mandritra ny alina"; Ny tsy manan-kialofana dia ampahany amin'ny torimaso amin'ny alina ihany, ary satria mariky ny halavany sy ny halalin'izany.
  4. Amin’ilay hadith dia manaporofo fandrakofan'i Satana olona iray nefa tsy fantany izany.

Fanehona ny dikanteny

50 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية