1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny foto-pinoana

Hadith “Tsy ho lazaiko aminareo va momba ny mesia sandoka izay tsy nisy mpaminany tsy nilaza tamin’ny vahoakany? izy io dia toka-maso, ary miaraka aminy ny paradisa sy ny afo,

عَنْ أَبِي هُرَيْرَةَ رَضِيَ اللَّهُ عَنْهُ قَالَ: قَالَ رَسُولُ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ:
«أَلاَ أُحَدِّثُكُمْ حَدِيثًا عَنِ الدَّجَّالِ، مَا حَدَّثَ بِهِ نَبِيٌّ قَوْمَهُ؟ إِنَّهُ أَعْوَرُ، وَإِنَّهُ يَجِيءُ مَعَهُ بِمِثَالِ الجَنَّةِ وَالنَّارِ، فَالَّتِي يَقُولُ إِنَّهَا الجَنَّةُ هِيَ النَّارُ، وَإِنِّي أُنْذِرُكُمْ كَمَا أَنْذَرَ بِهِ نُوحٌ قَوْمَهُ».

Tatitra azo avy tamin'i Abou Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe :
“Tsy ho lazaiko aminareo va momba ny mesia sandoka izay tsy nisy mpaminany tsy nilaza tamin’ny vahoakany? izy io dia toka-maso, ary miaraka aminy ny paradisa sy ny afo, Ka izay nolazainy fa paradisa no afo, ary mampitandrina anareo aho tahaka ny nampitandreman’i Noah ny vahoakany”.

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Al-Bokhari - 3338

Ny fanazavana

Nampahafantatra ny mpiara-dia aminy ny Mpaminany (S.A.W) momba ny mesia sandoka sy ny toetrany ary ny fambara momba ireo zavatra izay tsy mbola nisy Mpaminany nitantara izany, anisan'izany ny hoe :
Izy io dia toka-maso.
Ary Allah Tsitoha dia nandefa miaraka aminy ny Paradisa sy ny Afobe, araka ny fahitan’ny maso.
Fa ny paradisany dia afobe, ary ny afobeny dia paradisa, ka izay mankato azy dia ho tafiditra ao amin’io paradisa io araka ny fahitan’ny olona azy, fa kosa afo miredareda izany, ary izay tsy mankatò azy dia ampidiriny any amin’ny afobe araka ny fahitan’ny olona azy, saingy paradisa mahafinaritra kosa izany. Avy eo dia nampitandrina antsika ny Mpaminany (S.A.W) amin’ny fakam-panahy ataony, tahaka ny nampitandreman’i Noah ny vahoakany momba izany.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Halebeazan'ny fitsapan'ny mesia sandoka.
  2. Ny fanavotana amin’ny fitsapan’ny mesia sandoka dia mitoetra amin’ny finoana marina, miverina amin’I Allah Ilay Tsitoha, mitady fiarovana amin’I Allah eo amin’ny tashahod farany, ary manao tsianjery andininy folo manomboka amin’ny fiandohan’ny Sourat Al-Kahf.
  3. Ny fiahiahian'ny Mpaminany (S.A.W) fatratra ny vahoakany, raha nanazava tamin'ireo mpino silamo ny toetran'ny esia sandoka izay tsy nisy nampatsiahy ireo mpaminany teo alohany.

Fanehona ny dikanteny

57 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan Azerianina
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
KMR Kurmancî الكرمنجية