1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny foto-pinoana

Hadith “Afaingano amin'ny asa soa ny fitsapana tahaka ny ampahan’ny alina maizina

عَنْ أَبِي هُرَيْرَةَ رضي الله عنه أَنَّ رَسُولَ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ:
«بَادِرُوا بِالْأَعْمَالِ فِتَنًا كَقِطَعِ اللَّيْلِ الْمُظْلِمِ، يُصْبِحُ الرَّجُلُ مُؤْمِنًا وَيُمْسِي كَافِرًا، أَوْ يُمْسِي مُؤْمِنًا وَيُصْبِحُ كَافِرًا، يَبِيعُ دِينَهُ بِعَرَضٍ مِنَ الدُّنْيَا».

Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Afaingano amin'ny asa soa ny fitsapana tahaka ny ampahan’ny alina maizina. Ho mpino ny olona amin’ny maraina ka hivadika tsy mpino kosa amin'ny hariva, na ho mpino izy amin’ny hariva nefa lasa tsy mpino koa amin'ny maraina, mivarotra ny finoany amin’ny fahafinaretana eto an-tany".

Mari-pototra Notantaraiin'i Moslim Sahìh Moslim - 118

Ny fanazavana

Mamporisika ny mpino i Mpaminany (S.A.W) mba hanafaingana sy hanao asa soa maro alohan'ny hahatongavan'izany, ary tsy ho variana amin'ny fahatongavan'ny fitsapana sy ny fakam-panahy izay manakana sy mandrara azy ireo tsy ho azony, izany dia toy ny alina maizimbolana, ka mifangaro ny fahamarinana amin’ny lainga, ary sarotra amin’ny olona ny manavaka azy, ary noho ny hamafin’izany dia very hevitra ny olona iray ka hahatonga ny olona ho mpino amin'ny maraina nefa mivadika tsy mpino amin'ny hariva, na ny hariva izy dia mpino fa amin'ny maraina kosa dia lasa tsy mpino, satria nanambela ny finoany amin’ny fahafinaretana sendra mandalo eto an-tany.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Voadidy ny mifikitra amin'ny fivavahana ary mihazakazaka manao asa soa mialohan'ny hisian'ny sakantsakana.
  2. Milaza ny fifandimbiasan'ny fitsapana feno fitaka amin'ny fara-andro, ary isaky ny manjavona ny fitsapana iray dia misy fitsapana hafa manaraka azy.
  3. Raha malemy ny finoan’ny olona iray mahavita mandefitra ho takalon’ny zavatra eto an-tany toy ny vola na zavatra hafa, dia izany no lasa anton’ny fiviliany sy ny fialany amin’ny finoana ary mirony makany amin’ny fakam-panahy.
  4. Voaporofo ao amin’ny Hadith fa ny fanaovan-tsoa dia fomba iray hahazoana fanavotana amin’ny fitsapana.
  5. Misy karazany roa ny fitsapana : Ny fitsapana avy amin'ny fisalasalana ka ny fitsaboana azy dia ny fahalalana, ary ny fitsapanay avy amin'ny filàna ka ny fitsaboana azy dia ny finoana sy ny faharetana.
  6. Hita ao amin'ny Hadith fa izay manao asa kely dia ho haingana kokoa ho azy ny fitsapana, ary izay miasa be dia tsy tokony ho voafitaka amin'izay ananany fa vao mainka mitombo.

Fanehona ny dikanteny

56 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan Azerianina
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
KMR Kurmancî الكرمنجية