1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Hadith “Raha misy iray aminareo mifanena amin’ny rahalahiny, dia aoka izy hiarahaba azy, ka raha nisy hazo, na rindrina, na nampisaraka azy roa, ka nihaona aminy indray izy taorian'izany dia aoka hiarahaba azy ihany koa.”

عَنْ أَبِي هُرَيْرَةَ رضي الله عنه عَنْ رَسُولِ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ:
«إِذَا لَقِيَ أَحَدُكُمْ أَخَاهُ فَلْيُسَلِّمْ عَلَيْهِ، فَإِنْ حَالَتْ بَيْنَهُمَا شَجَرَةٌ أَوْ جِدَارٌ أَوْ حَجَرٌ ثُمَّ لَقِيَهُ فَلْيُسَلِّمْ عَلَيْهِ أَيْضًا».

Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Raha misy iray aminareo mifanena amin’ny rahalahiny, dia aoka izy hiarahaba azy, ka raha nisy hazo, na rindrina, na nampisaraka azy roa, ka nihaona aminy indray izy taorian'izany dia aoka hiarahaba azy ihany koa.”

Mari-pototra Notantarain'i Abo Daòd Sonan Abo Daòd - 5200

Ny fanazavana

Mamporisika ny mpino silamo ny Mpaminany (S.A.W), mba hiarahaba ny mpino silamo rahalahiny isaky ny mifankahita aminy, na dia eny am-pandehanana aza izy roa ary misy zavatra nanelanelana azy, toy ny hazo, rindrina, na vato lehibe, avy eo dia nihaona aminy indray izy taorian'izany, dia aoka izy hiarahaba azy indray.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Tsara ny manaparitaka ny fiarahabana, ary mamerina izany isaky ny miova ny toe-javatra.
  2. Ny ezakan'ny Mpaminany (S.A.W) mafy amin'ny fanaparitahana ny fiarahabana sy ny fanitarana betsaka ny amin'izany. Satria mitondra firaiketam-po sy fifankahazoana eo amin'ny samy silamo izany.
  3. Ny fiarahabana dia ny fitenena hoe : (Assalamo Alaikom - Ho aminao anie ny fiadanana) na (Ho aminareo anie ny fiadanana sy ny famindram-po ary ny fitahiana avy amin’I Allah), ankoatry ny fifandraisan-tanana izay miseho amin’ny fihaonana voalohany.
  4. Ny teny fiarahabana dia fangataham-pitahiana, ary ilain'ny mpino ny hisian'ny fifangataham-pitahiana eo amin'ny samy izy ireo, eny fa na dia miverimberina aza izany.

Fanehona ny dikanteny

50 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية